matin´ny haingo?
22. kitjo
(
10/03/2004 11:57)
marina zany
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 10/03/2004 23:57
23. fijo
(
11/03/2004 09:33)
ka izay no lazaiko eo ambony eo ko.tsy tiako mihintsy io,raha izaho.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 11/03/2004 09:33
24. kitjo
(
11/03/2004 11:40)
dein,ny ety ivelany aza an'olona tsy mety ko inddra ny anatiny,
ra oe tena frizy be d mba oe blouson mety azo iafiana fa aty akanjo zany kosa ttssssss
ny an ramaso ko lalina be ny vision-ny,hihi
ra oe tena frizy be d mba oe blouson mety azo iafiana fa aty akanjo zany kosa ttssssss
ny an ramaso ko lalina be ny vision-ny,hihi
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 11/03/2004 11:40
25. ikaretsaka
(
11/03/2004 11:57)
tss misy ange mividy string 2 eme main any @ friperia ny gasy e. ohatran'ny mihindrana aty akanjo ihany izany... jereo ange ireny mpamaky balle ireny e
27. hendry
(
11/03/2004 18:02)
Maninona an´i ramaso ndray ny tif à tif?
Marina ny voalazan´i Nirhy, mampalahelo ilay toe-tsaina nefa zay ny zava-misy na tiantsika ny tsy tiantsika rehetra. Ny fiaraha-
monin-tsika gasy dia mbola tavela tanteraka @ fijerevany olona ivelany.
Ary ny tena mampalahelo koa aza dia sika vhv matetika no mpanao io toetra tsy mamely io. Mijery olona hatrany an-doha ka hatrany an-tongotra. Amiko ny toe-tsaina tokony hananana fotsiny dia ilay lazain´i Kally hoe aleo hijery zay te hijery, aleo hivandravandra zay hivandravandra fa zay mahasoa ny tena sy takatry ny fahefa-mividy no atao. Tsy tokony hisaina hoe satria misy mijery dia tsy maintsy hanao zay tsara indrindra na tsy mahatakatra aza ka lasa mangalatra ny farany rehefa tsy afaka mindrana.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 12/03/2004 06:02
28. hendry
(
11/03/2004 18:04)
Fa ilay resaka findramana akanjo lazain´i Fijo io tena marina. Ny tena pire aza dia ity, zava-misy izy ity ary namana akaiky ilay horesahana:
Mivarotra kiraro importé ao @ pavillon ry zareo, tapitra anaovan´ilay zanakavavin´ilay mpivarotra daholo ny kiraro amidy rehetra. Miova kiraro isan´andro mihitsy izy roavavy dia avy eo fafàna dia amidy ndray.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 12/03/2004 06:04
29. fijo
(
12/03/2004 09:51)
mampalahelo.saingy sarotra tsaraina satria ny fiaraha monina koa anie no mitarika an'io e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 12/03/2004 09:51
30. kitjo
(
12/03/2004 13:05)
tena marina kosa ra ande hividy aty akanjo eny @ fripy na tsy findramana aza zany.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 12/03/2004 13:05
31. hendry
(
12/03/2004 12:02)
Tsy azoko ny tian´i Kitjo hambara. Zany hoe tsy mankasitraka ny fripy zany i Kitjo? sa ahoana?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 13/03/2004 00:02
33. six
(
15/03/2004 10:30)
ka raaha le lamba kely reny kosa ve d aona le
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/six ny 15/03/2004 22:30
34. fijo
(
16/03/2004 10:47)
an an,tsy lasa ka.aleoko ihany manao ilay tsotra kely ireny toa izay hividy an'iny eny.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 16/03/2004 10:47
35. ikaretsaka
(
16/03/2004 13:42)
nefa dia feno ery ry zareo mividy an'ireny any @ fripy any dago.. ary ny mahagaga dia ireo tanora ilay taonataonan-dry tif a tif ireny
36. fijo
(
17/03/2004 09:21)
ka izay ilay mati kaingo e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 17/03/2004 09:21
38. kitjo
(
17/03/2004 12:05)
azafadyyyyyy!
aleoko ts manao ra ts manana kosa aloha toy izy any no hividy e, aleo manao 1000 bandes,hihihihihihihi
hendry> ts oe ts mankasitraka ny fripy fa zara aza misy anreny ho an olona sasany fa le oe aty akanjo k

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 18/03/2004 00:05
39. hendry
(
17/03/2004 14:44)
Marina aloha zany e, na string na silipo tsotra, toy ny soutien sy ny maillot de bain rehefa frip kosa toa manahirana. Fa ny ankoatr´zay, araky ny tenin´i Kitjo, zara aza anie misy an´ireny ho an´ny olona sasany e! Betsaka ny tsy mahatakatra lamba vao ka any no mba mitafy.
Fa ilay vehivavy matin´ny haingo anie tsy mankany frip eny an-tsena fa mangalatra ny an´ny namana na havana e! frip ihany saingy tsy nialany vola.
Fa ilay vehivavy matin´ny haingo anie tsy mankany frip eny an-tsena fa mangalatra ny an´ny namana na havana e! frip ihany saingy tsy nialany vola.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 18/03/2004 02:44
40. fijo
(
18/03/2004 09:16)
tsy lasa e.
ary ahoana raha tsy manao slipy no mandehandeha.ratsy ve?
ary ahoana raha tsy manao slipy no mandehandeha.ratsy ve?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 18/03/2004 09:16