drogué par l´internet

21. jhouhlambout ( 28/03/2004 16:22)
zay kou
22. delvechio ( 06/04/2004 17:48)
tsy misy anizany fa saina daholo mitondra anio! ny sainareo no tsy d mivelatra lotra matoa tafahitsoka eo amn internet lotra! vo mieritreritra fotsiny ange we misy zavatra hafa mafinaritra kokoa sy azo tsapain tanana any ivelany any d tsy tavela eo e! ary mba ina moa ny tombon tsoa azo amin ity internet ty, areti maso sy aretina andoha fotsiny. tsy aleonareo mihinana voanjo?
23. ikaretsaka ( 06/04/2004 17:58)
de bonjour kohaka sy areti nify
24. kitjo ( 07/04/2004 16:13)
delvichio>zany an, aza atao hitako eto ary elah,hihihihi
25. ikaretsaka ( 07/04/2004 19:53)
hihiehehehe tratra ombrax
26. yonikafopl ( 07/04/2004 22:07)
Tena mahagaga tokoa reto fa rehefa tonga avy miasa aho dia eto, efa mi-grevy mihintsy ilay ordi, dia bataina ny entana lasa any @ cyberia ,tsy mihevitra izay vola aloha intsony.Tena marina ilay an'i delvechio, aretina no azo eto, isan'ireny ny aretim-po, kivikivy sy malahelohelo lava foana rehefa tsy mi-chat kely @ olo-tiana.
27. delvechio ( 08/04/2004 16:04)
le izy ange tsy we tsy makeo mihintsy e! fa zany we mba asina fetrany e. sa diso v ah? lol!
fahaizana mamehy tena ange le zavatra fa tsy zavatra sarotra e. sarotra alou io mifehy tena io e! na tsy resaka internet aza fa zavatra hafa. tsy vofehy ny tena tsy haketo amn ty atao we internety satria mahita ireto zava maro mafalifaly ny fo sy minintona ny maso. mila amboarina ny saina fa vo mahazo fy eo enao d tavela eo, tsy afaka intsony!
28. jhouhlambout ( 09/04/2004 08:08)
Zay mihintsy é, sady ampiako kely:

http://forum.serasera.org/index.php?rub=viewthread&msgid=m40745500d94ba&PHPSESSID=c1bb6dd08791ecf878a03560561199a6
29. delvechio ( 13/04/2004 02:19)
hahaha milay le lien ka
30. ikaretsaka ( 13/04/2004 02:50)
arakarak'ilay tadiavinao eto koa aloha e..
31. ndriana ( 14/04/2004 11:12)
Misaotra anareo, fa misy ho dinihina sy ho saintsainina. Enga anie, anie, anie mba hahita ny marimaritra iraisana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3332