Mitady fika!

21. pitchou ( 03/03/2004 18:11)
ary maninona raha lazaina aminy hoe alao ary aloha izy no iarahako d rehefa avy eo aho afaka milaza ny valiny?
22. jhouhlambout ( 03/03/2004 18:25)
Mmm... toa tsara be zany hevitra izany...
23. fijo ( 04/03/2004 10:39)
tena mety mihintsy ka.misaotra pitchou an
24. xxx ( 04/03/2004 10:31)
aPELAtananao ihany ity!

tsara kosa ilay hira hoe "Pelake" (Vilon'Androy): dia samy ho ela velona anie ny pelaka rehetra eto Gasikara!

ry Rapelanoro, ry Tojo, ry Zanaboay, ry Dogy Ango, ry Gaypride, ry Rakony, ry Konie, ry iza koa... ? dia miala tsiny @ ireo zay tsy voatanisa noho ny hafenon-dronono mandry be sira!

Any ianareo izay manano eny ambony farafara eny, any anaty lobolobo any, eny ambony fiara, eny ambony vatolampy any Isalo, any an-tsaham-boaloboka any Fianara any, eny @ Bordn'ny Mahajanga, eny @ Tanim-boanjo ao Tana.... de mangarona laona, de mitoto voatavo mariatra, de avy eo mandoa ronono mandry masira... lafatra any izany an!
25. fijo ( 05/03/2004 10:06)
raha tsy sahy miseho anarana toa mampatahotra ko.
26. six ( 05/03/2004 13:45)
sady toa nivadika hafa le resaka !!!!!!
27. pitchou ( 05/03/2004 14:37)
ary toa tena lasa be tokoa wa ny reviny izany e!!!!
tsisy fisaorana e!
28. ccool ( 08/03/2004 09:29)
zany kou v hisalasala e,mato izy no nosafidiny d izy zay lay izy e.....fa raha mbola misalasala d aza miditra fa manome faux espoir fotsiny d tsy milay
29. fijo ( 09/03/2004 11:06)
an,izy aloha ny hafa apres
30. pitchou ( 09/03/2004 17:39)
o ry fijo ! ianao maditra an! tena bedy!
31. fijo ( 10/03/2004 10:01)
ka inona ary no hanontaniany an'izany?
32. lema ( 11/03/2004 12:56)
teneno izy hoe tsy nanana choix betsaka za dé tsy maintsy naka anao
33. fijo ( 12/03/2004 09:12)
ouiiii ralema.
34. pitchou ( 12/03/2004 14:40)
andramo ihany ko hoe: ianao irery no nanaiky tsinona ko!
35. jhouhlambout ( 12/03/2004 17:07)
zany vé?
36. pitchou ( 13/03/2004 17:58)
sa ilay iray hafa ko nanaiky? raha izay indray d tsy mety
37. jhouhlambout ( 13/03/2004 20:06)
Toa mety daholo ary kou
38. fijo ( 17/03/2004 10:19)
mety daholo ka
39. pitchou ( 19/03/2004 14:11)
fika b d b ireo v ry jhoulh tsy efa maro isafidianana ?
40. jhouhlambout ( 19/03/2004 18:59)
Ka mampisalasala ihany fa sao diso fika...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5099