Maharikoriko
23. kitjo
(
14/03/2004 17:00)
hummmm
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 15/03/2004 05:00
24. rasta
(
17/03/2004 10:54)
Mba efa nofantarinao ve hoe iza ilay niantso. Mitandrema ianao fa efa olona mahafantatra anao io ary mety ho tanterahiny mihitsy aza. Mankahery anao aho.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/rasta ny 17/03/2004 22:54
25. ikaretsaka
(
22/03/2004 18:09)
fa las aihany hoa ny eritreritro .. dia efa olona ataonao hihinan'ny tainao ve hoa dia mbola handoa vola aminao?
28. jhouhlambout
(
05/04/2004 18:12)
efa tsy fantany intsony hoe inona ny ho-consommer-na dia mitady zvtr hafa...
29. sejianis
(
14/04/2004 14:31)
gasy ve sa vazaha no fahalalan'i oully ilay olona?
Tena zendana aho mantsy, satria izahay sy ny akama mba miresaka fetish ihany, dia misy namako miteny hoe tiany hono ny mileleka ny tongotry ny sipa rehefa manao.Asa na hatraiza ny degréé-n'ny maha-zvdratsy azy fa tsy haiko!

31. oully
(
16/04/2004 14:27)
Vazaha io olona io kah! fa lé izy anie tsy misy resaka fanaovana mihitsy eh! fa dia mihinana maloto sy faladihy tsotr'izao. Mbola niantso taty aorina fa nampitahoriko hoe iantsoako pôlisy raha mbola mamerina.
Tena efa voa ny sainy eh!
Tena efa voa ny sainy eh!
32. oully
(
16/04/2004 17:45)
zà kou aza mbô gaga ramaso! tsy en sécurité mihitsy angamba ny numéro aty kah! efa saika novaiko ....
33. randria2
(
25/05/2004 19:54)
Aretin-tsaina io, tena misy, jereo kely ao @ dictionnaire ny "coprophilie" sy ny "coprophagie"...
Diso mandroso loatra ny olona aty Europe dia miverina ho biby, hihihihi.
Mivoatra ho "homo coprophagus" ny "homo sapiens", hihihihi...
Diso mandroso loatra ny olona aty Europe dia miverina ho biby, hihihihi.
Mivoatra ho "homo coprophagus" ny "homo sapiens", hihihihi...
35. eliana
(
02/08/2004 04:02)
Efa monde hafa indray no fahazoako an,izany fa tsy hoe diso lalana ny olona any Europe na hoe vokatry ny fandrosoana...
Mila takarintsika fotsiny hoe inona no ao ambadik'izany rehetra izany
Eliana
Qc
Mila takarintsika fotsiny hoe inona no ao ambadik'izany rehetra izany
Eliana
Qc