avantage´ny avortement
24. hendry
(
03/03/2004 11:25)
Raha niresaka momba an´io hevitra io aloha ilay zalahy dia nilaza fa tsy voatery hisy antony manokana toy ny resaka myologie lazain´i Pitchou no hanaovana ilay avortement fa niteny izy hoe en general fotsiny dia misy lafitsarany ny fanaovana avortement.
Araky ny maha délicat ilay resaka nefa dia tsy afaka mivelatra loatra izy @ fanohizana ny fikarohana momba an´io, kely noho zany ny chance ahatongavany hatrany @ resultat zay mety ho mari-pototra.
Araky ny maha délicat ilay resaka nefa dia tsy afaka mivelatra loatra izy @ fanohizana ny fikarohana momba an´io, kely noho zany ny chance ahatongavany hatrany @ resultat zay mety ho mari-pototra.
25. hendry
(
03/03/2004 11:27)
Dia miaina @ honohono eny foana aloha, tsy hay hoe marina sa diso.
Haintsika ihany ny olona vao maheno hoe avortement dia ny tonga ao an-tsaina voalohany dia hoe famonoana olona, manimba ny reny sy ny sisa. Zaho mihevitra hoe raha tsy ao Madagasikara ngamba izy no manohy ny fikarohana momba an´io mety hanana chance ihany e? asa nefa.

26. pitchou
(
03/03/2004 18:04)
misy fomba any @ tany hindou fanamafisana sy fitaizana ireny karazana muscle ireny. technique tsy mbola hitan'ny tandrefana ka azony hanaovana boky izany ka mbola vitsy ny mahay azy. izay no nahatonga ahy nieritreritra an'io! tsy spécialiste aho akory fa efa henoko izany. ry zareo hindou moa araka ny fantatsika dia anisan'ny mponina mpandalina sy mpampiasa fatratra ny antsipirihany @ olombelona
30. pitchou
(
05/03/2004 17:35)
fijo> tena marina io lazaiko io! raha zavatra tsy maintsy natao chirurgie @ fitsaboana tandrefana dia sitrana soa aman-tsara @ ilay teknikan-drizareo! ary rehefa nentina nohalalinina t@ fahaizan'ny tandrefana ilay izy (satria moa izany rehefa tsy teknika tandrefana d tsy izy daholo!) dia voamarina ara-tsiantifika ny mampety ilay fitsaboana!
32. pitchou
(
05/03/2004 14:52)
fa tokony halalinina ihany ireny fahaizana nentin-drazana rehetra ireny o?
34. ikaretsaka
(
07/03/2004 17:51)
izay.. ny defaut an'ny gasy ange ilay mba mahay kely dia tsy mizara dia voafetra ho an'ilay sendra lovantsofina sy izay faritra mahay azy ihany ilay fahalalana e
35. pitchou
(
08/03/2004 18:12)
angamba tsy d izany daholo r'ikaretsaka fa voan'ny tazon'ny diploma betsaka ny gasy d maniratsira ireny fahaizana nentin-drazana ireny!
36. ikaretsaka
(
08/03/2004 18:46)
zay koa iray fa ny tena olan'ny gasy ilay hoe tsy zaraina ilay fahaizana kely mba hananana satria sao misy misoingona
38. pitchou
(
09/03/2004 17:33)
inona ary ity manavakavaka ity ry fijo? ny karana aty Dago no betsaka mahatsiravina fa ny karana mipetraka any aminy tena betsaka mahafinaritra tokoa!
39. fijo
(
10/03/2004 09:50)
eny e,ny any aminy ihany no mahatsara an'ireny.tsy hitako izay hilana an'ireny any mada