EURD
23. ahaj
(
08/04/2004 06:39)
Izaho manokana aloha tsy dia mankafia azy io loatra satria famitahana olona handoa vola aman-karena ho an'i fiangonana fotsiny izy io. Nefa milaza kosa aho fa sambatra ireo olona mpivavaka ao satria izay tena manao ilay izy @ fo, tsy ohatran'ny mpitandrina, ka na voafetsy aza izy dia tsy mahatsapa izany ary koa tsy mahatsapa ny angidin'ny fiainana nohon'ny finoana ao aminy. Ilay finoana manko no zava-dehibe @ olona mino. Nefa aloha izaho tsy miantoka hoe tena tsara fanahy tokoa ireny mpivavaka @ EURD ireny e. Raha toa ka ratsy fanahy izy dia ho voa double (eto an-tany sy any an-danitra)
