te hanangana groupe

21. rapah ( 20/03/2004 20:27)
milay refa mafatra-po rafijo an!
22. ikaretsaka ( 22/03/2004 18:11)
ilay hoe chanteur charismatique .. ivereno azavaina hoe?
23. xxx ( 25/03/2004 12:53)
mety hiady amin'ny piesiko ihany le heritr'rangahy kanefa mbola mila ezaka be zany
fa zao, tsy aleo omen'ndrangahy eto le adress mail ohatra dia any tsika no miresaka ?
sady ao amin'ny filling-ko koa le rock
24. rapah ( 26/03/2004 10:23)
io ary e!
rprincis@yahoo.fr
25. xxx ( 07/04/2004 09:13)
ilay hoe charismatique, dia olona tonga dia mahay mi convaincre, mahay mi- séduire @ feony
mbola raikitra ny audition kah
26. voninkazokely ( 07/04/2004 16:39)
Izaho koa vonona é!
27. voninkazokely ( 08/04/2004 08:11)
Inona ny olana?
28. nirijimka ( 08/04/2004 12:45)
salama rock daholo lesy zalahy a!
izaho aloha sure fa tsy afaky hiditra ao amilaisany fa tena sahirana nefa raha possible de mba ilazao vaovao matetika.
izao mantsy raha efa mpiondana ilaisany dia kôpy fa : i rajim chanteur ao amin'ny groupe underground iray hoe Vaïn' efa antitra io an! sady bandy F be ihany koa! na inona ny revy atao na inona rehefa rock lesy de iray ihany a!
bye bye rock lesy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7358