FIANGONANA JESOSY Mamonjy

21. six ( 03/03/2004 20:34)
fa secte daholo wa ze eo e, nga moa any an-dafy misy FFKM? d secte zany ny any and-afy?
22. camkz ( 03/03/2004 16:46)
misaotra eh !toy izay no fijery tsy mora kianina , aoka tsy hijery antendrony isika fa hijery ifotony, ny histoire ny izao tontolo izao dia tokony hojeretsika tsirairay avy fa ny tantara no fanalahidy sy sompitry ny fahalalana , DIA AOKA SAMY HINO IZAY MBA ANTENAINY EH , camkz
23. aly ( 03/03/2004 17:55)
Ho an'i six
Misy karazana fiangonana amin'ny teny malagasy tokoa aty ivelany: FJKM FPMA FLM FPVM ary koa ny FFKMR ao koa ny évangélique isankarazany zanakin'ny fizarazarana eto antoerana. Ary dia samy manana ny marinany avy nefa samy lavitra aty.Indraindray aza miady antoerana fa samy te-ho sefo.
24. ikaretsaka ( 04/03/2004 20:10)
dia iza hono ny sefo izao
25. xxx ( 15/03/2004 13:34)
fa marina ihany ny an'i jhoul hoe hafahafa ihany ilay hoe hihambo ho kristianina nefa niala t@ ilay fiangonana nahoriny 2000 taona lasa izay
26. taarhy ( 16/03/2004 19:01)
ô ry zaroe a! ny zavatra tsy fantarareo dia izao io fiangonana io dia efa tany @ 1962 tany no niorina ary tsy t@ ny Fjkm na t@ katolika ... fa niorina dia izay resy lahatra no nanaraka. Ekena fa misy ny ady an-trano, fa tena marina ao anatiny ao dia tsy fantatrareo fa misy an-dian'olona vitsitsy izay vehivavy no mitondra ny sangan'ireo lehilahy tena vitsy mba handray an-tanana ilay fananam-be ary hizara izany mba hoan-dreo samy irery satria efa zatra nihinana h@ izay. Koa izao nolazaiko anareo aza mitsara na manaratsy fa samy hita izao fa misy ny fahalemeny ny fiangonana tsi-1-1 koa ny tanjona dia ny hoany an-danitra dia JESOSY IRERY NO LALANA MANKANY MINO IZANY VE ISIKA?
27. aly ( 18/03/2004 17:37)
O ry taarhy a , samy mitory an'io daholo anie ny fiangonana rehetra ka iza no inona na iza no tsy inona? Tsy ny baiboly anie no ratsy fa ny mpitondra e. Zany zany ny ao @JM ary jereo koa anie ny sasany e fpvm ka ahoana marina no tena izy e, fa toa izay mahay mitory teny no be panaraka , jereo anie ny antaninanandrano e!
Inona no halalana ny tena marina?
28. ikaretsaka ( 22/03/2004 10:59)
rehefa tsy marivo salosana ianao ka tsy mora voasarika dia izay no tena marina.. oe ny inoanao ihany io
29. angie ( 02/04/2004 10:45)
Ny tena tsara dia ny mijery ny tenantsika tsirairay avy ,inona no inonao ary nahoana?. jereo aloha hoe mety ve ny anao vao mijery ny hafa. Ary raha mino dia zarao @ hafa koa izany ary dia anjarany no mandray na tsia.
30. aly ( 04/04/2004 18:35)
Dia inona no dikan'izao fanaovana autopsie an'i ilay Mpitondra vao maty tsy ela izao? Toa miady lova ireti mpitondra ankehitriny . dia izany ve no atao hoe mpitondra tokoky hajaina. sao dia lasa resaka vola izy ity fa tsy fivavahana intsony! Inona no tena marina e?
Etsy andanin'izany ry Pasitera akofamaina koa manao fahotana mahafaty ka velompanotaniana aho hoe Iza marina ny fivavahana tena manana ny marina?
miandry anareo aho
31. ikaretsaka ( 04/04/2004 23:09)
ka izay no maha fiangonana mifantoka @ vola azy.. vola aloha fa tsy andriamanitravery tsikalakalambola sy very "tsikalakalam-pivavahana" e
32. nandrasana2001 ( 23/05/2004 18:27)
sekta ny jesosy mamonjy satria : ny atao hoe sekta aloha dia toerana iray misy olona iray mampiasa ny baiboly hahazoany ny tombotsoany manokana na eo @ lafiny ara bola izany na eo @lafiny aranofo sns... , ny fisian'ny manipulation , pression domination sns . lavage de cervaux , nisy havako niangona tao dia narary izy dia tsy nety nentina tany @ dokotera noho ny fampianarana azony tao dia maty , dia nanao fanadihadiana ny fianakaviako , momba ny zavatra mitranga ao dia toy izao , ao daholo ireo zavatra notanisaiko toe ambony teo , dia ny tena loza dia ny fahafolonkarena dia tsy mandeha any @'Atra fa any ampaosindry zalahy daholo dia izany no mampiakatra tribunaly azy io matetika , dia nohon'ny fiadiana pouvoir sy ny fiadiana hahazo ny fahafolonkarena dia betsaka ny nivoaka tao dia naokatra fiangonana betsaka isaky ny elankelantrano , ny tena loza mitranga anefa dia ireo milaza ny tenany hoe pastuer ireo dia tsy nisy nanao théologie na étude biblique fa lazainy fa ny fanahy masina no mampiteny azy dia tena betsaka izy ireo no miteniteny foana satria voatery manao strategie be sy lainga be mba hahazoana manamarina ny zavatra toriana , dia tena mamahandalitra olona fotsiny , no tena tsy misy fatahorana an'Andriamanitra intsony fa mieritreritra ny tenany ho Andriamanitra satria koa milaza ho mpaminany daholo ry zalahy kanefa dia tena betsaka ny manao etude ny fiainan'ny mpiangona ao alohan'ny haminaniany
mitohy etsy ambany
33. fijo ( 24/05/2004 23:46)
sekta io,fa marihako fa ny sekta tsy voatery hoe miankina na mampiasa ny anarana tra sy ny baiboly.ny "landmark education"izao dia sekta nefa tsy misy resaka baiboly sy antra ao.fa ny resa bola no hiraisany.
34. jkaish ( 18/12/2010 09:20)
Tsy ny maha Katolika sy FJKM SY JESOSY MAMONJY sy izay anarampiangonanareo any akory no hahatonganareo ho any An-Danitra..Samia mivavaka aminízay nahalehibe azy de aza variana mijery ny fiangonan'ny sasany .. Tongava saina Daholo fa efa akaiky ny farany matoa miady antrano na ny Fiangonana sy ny Firenena..
35. flmlot92 ( 01/12/2012 18:05)

camkz:

ny teny hoe secte mihintsy no tsy mazava amitsika , satria ve tsy FFKM dia secte ? izaho tsy mpikambana ao fa raha ny fahitako azy dia ry zareo rehefa mivavaka dia mivavaka fa tsy milalao ary aompany tanteraka @ fivavahana ny fiainany rehetra .Hadihadio aloha ny dikan'ny hoe secte ! sa ahoana?
NY secta rangahy ty an olonna tsisy azo damosina tsy tafapetraka teo @ nisy azy teo alloha noho ny fitiava-bola rangahy tia an! ary izy niendaka fa tsy niendahina izay no antsoina secta rangaty an !ary ny fjkm sy loterana dia tsy niedaka fa noedahina avy taao @ fiagonana lehibe izy ireo rangahy ty an ! ary mivoaka ivelany sm ny secta rangahy ty an! ohatra fotsiny dia ireto :mapiasa material tsy fampiasa ,vola fona isaka ny misokatra vava.hiresahany jesosy mivantana hono eee! nanofy hono eee!diniho asa ohatriny izay no nampianariny tompo rehefa hivavaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.206