14 ème jour ?

21. ikaretsaka ( 22/03/2004 09:17)
dia fonosy aloha i balita vao miditra any raha tsy hoe efa te hiteraka angaha
22. rfanjav ( 02/04/2004 07:55)
10e jour après règle d efa possible ho andro fady na andro mamokatra fa tsy miandry 14e zany !
23. angie ( 02/04/2004 09:59)
marina io, ary indray2 aza dia henonao hoe mafana ianao na tsy tsapaina aza. Tokony hianarana mihintsy ny toe-batanao. Marina io tenin'i Sola io momba ny accident. Misy aza mbola tonga ny règle nefa efa bevohoka. Karemy aloha isika izao ka mety tsy hisy ny olana e.
24. ikaretsaka ( 02/04/2004 18:59)
fa angah atsy any rehefa karemy?
25. solaloha ( 29/05/2004 14:59)
tsy misy ohatry ny malina ihany
Ny ovulation spontanée dia tena misy tokoa ary vehivavy 5 no efa hitako hatramin'izay niandraiketako toeram-pitsaboana miandraikitra ny fandrindrana ny fiainam-pianakaviana izay.
ny tsara dia ny manao fiarovana hatrany,fa aza mitsabaka manandrana fanisan'andro,satria maro ny toe-javatra mahatonga ny variation du cycle ary ny ovulation spontanée.
MANATONA MPITSABO REHEFA TIA HANAO CONTRACEPTION FA AZA VITAN4NY MIRESAKA @ OLONA FOTSINY ndrao hovoafitaka.
Ny fampiasana matetika ny pilule du lendemain dia tena mitarika tokoa ny fikorontanan' ny cycle eo @ ny vehivavy ka tsy mety intsony ny manisa daty @izay
26. fijo ( 01/06/2004 23:48)
mahatsiaro te hitakisikisina be hianao amin'io andro io.ka dia mividiana ilay sase kely iny,dia rovito fa misy zavatra hiaro anao ao.
27. ikaretsaka ( 03/06/2004 03:35)
izay .. rehefa tsy sahy dia aleo ihany mifonofono..
28. xxx ( 07/06/2004 15:07)
Izao no fanisana azy ! raha le 1 juin ohatra ny reglenao no tonga, dia supposons hoe 28 ny vinavina ny regle manaraka, dia a partir du 28 ianao no manisa 14 , donc, 28, 27 , 26 etc..... 14 jours foana manko ny andro apres ovulation mandrapatongan'ny prochain regle, tsy mandainga io.

Raha supposons fa 34 jours ny cycle-nao dia a partir du 34e jour injy no manisa midina .

Izao anefa tandremo, mila maka marge de 3 jours avant et 3 jours apres tsy manao rapport mihitsy / ohatra : le 14 juin no ovulation dia 3 jours avant et 3 jours apres tsy manao rapport mihitsy. Donc le 11 12 et 13 et le 15 16 17 tsy misy rapport
29. nala ( 24/06/2004 17:17)
6jours izany ny fotoana tsy azo hanaovana en moyenne? tsy fohy loatra ve ?
Hitanareo, misy ilay ohatry ny vakana ohatry ny chapelet iny koa fomba fanisan'andro, ka asa raha misy namana efa mampiasa any ho any ? mahomby ve?
30. booboo ( 29/06/2004 07:26)
io tenenin'i xxxxxx farany io no tena izy raha hitady ny 14ème jours. raha mikorontana indray ny fahatongavany dé ampitomboina ny marge
31. booboo ( 03/07/2004 07:59)
raha sanatria ka nanao rapport sexuel non protégé nandritra ny fotoana manodidina ilay 14 ème jour défa misy ireny pillule du lendemain ireny eny @ pharmacie, tsy ilaina ordonnance ( aza mihoatra ny 72 h fotsiny fa raha aprèsn'nizany défa mi-s'installer ilay oeuf fécondé dé tsy misy fihatraikany ilay raha )
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.285