mpivaro-tena

21. ikaretsaka ( 21/02/2004 18:55)
mahazo io matoa betsaka ny manao azy ko
22. ikaretsaka ( 21/02/2004 18:58)
mahazo io matoa betsaka ny manao azy ko
23. isrine ( 23/02/2004 18:23)
raha ny toetsaina no andrasa hiova de e e e ... hitsiry nify ny akoho! fa raha mba ianareo lehilahy no manampy azy ireny: @ hoe tsy mitady azy ireny, tsy fanampiana ny vehivavy izay manao ilay asa ve izay?
24. ikaretsaka ( 24/02/2004 20:23)
raha ny fahitako azy manokana aloha dia raha manome sy satisfait ao an-tranony ilay lehilahy/na vehivavy tsy hitady any ivelany iznay mihitsy e. satria amiko ny lalan'ny fiainana dia izay tsy ampy no tadiavina ko, dia ny fanafodiny dia atao izay haha ampy ny any dia tsy mitady any an-kafa intsony e
25. ikaretsaka ( 24/02/2004 20:24)
raha ny fahitako azy manokana aloha dia raha manome sy satisfait ao an-tranony ilay lehilahy/na vehivavy tsy hitady any ivelany iznay mihitsy e. satria amiko ny lalan'ny fiainana dia izay tsy ampy no tadiavina ko, dia ny fanafodiny dia atao izay haha ampy ny any dia tsy mitady any an-kafa intsony e
26. six ( 24/02/2004 18:53)
fa le izy marina anie le toe-tsaina hahazo vola be no tokony ovaina e, nefa nge le fidiram-bola no hotran'ny mahatonga an'le izy e, ny olona rehetra tsinona raha te hanala hidihidy nge afaka manao ....tion e,
ikaretsaka> d sanatria ve hisy lehilahy tsy hahay hitsaokalentika ao an-tranony?
izany hoe toknny mba hisy sensibilisation mhintsy mba ho fanovana le toe-tsaina
27. fijo ( 26/02/2004 10:30)
fa ilaina kosa aloha izy ireny e.hoan'ny tantsambo izao hoatra dia tena mila azy ireny.
28. six ( 26/02/2004 17:50)
ie, ko na ny chauffeur mp-longue reny koa aza anie e, d tsy maintsy hisy foana zany izy io ko!
29. fijo ( 27/02/2004 20:36)
ilaina ka.
30. pitchou ( 28/02/2004 18:10)
fijo sy six indray no mamporisika izany ko! hafa indray izay ... aleo tsy asiako commentaires lava loatra hihihihih
31. ikaretsaka ( 01/03/2004 18:38)
ka arakarak'ilay sokajinolona io.. m,isy kao ania mpivarontena mihaja e.. ilay tsy mijorojoro eny @ arabe fa ilay vao miditra ny tanana dia efa any ny reference
32. ikaretsaka ( 01/03/2004 18:39)
ka arakarak'ilay sokajinolona io.. m,isy kao ania mpivarontena mihaja e.. ilay tsy mijorojoro eny @ arabe fa ilay vao miditra ny tanana dia efa any ny reference
33. six ( 03/03/2004 16:28)
tsy hoe mamporisika izany ry pitchou fa le izy hotran'ny tsy mety le izy raha tsy izany a! izahay anie miteny le hoe misy olona tsy maintsy mila an'le izy e
34. isrine ( 12/03/2004 09:40)
hitanareo fa ao aminareo lehilahy no fosotra, toy ny hoe ianareo no mamporisika ny vehivavy hivaro-tena. raha toa ka mila izany ny tantsambo sns dia izy samy lehilahy no mifanala ny maharary azy eny antsambo eny, eny @ misy azy eny. Mba eritrereto moa hoe mananjanaka vavy ianareo lehilahy ireo, dia tsy mba misy minitra 1 ve alahelovanareo ny mpivaro-tena?
35. ikaretsaka ( 15/03/2004 13:06)
misy ihany fa afaka haninona ?. sitrapony io ko
36. xxx ( 15/03/2004 14:36)
La prostitution est une manière de valorisation optimale du genre féminim. C'est aussi l'intégration de la femme en entier dans la profession sociale.
37. isrine ( 18/03/2004 20:15)
akory aby e!
dia aza atao teny frantsay ny resaka fa ataovy teny gasy, sady lazao ny anaranao.
38. beko ( 26/04/2004 20:54)
mety nisy article momban ny prostitution tao anaty gazety dia io no nadikany eo e !
39. rija ( 28/04/2004 08:05)
Misy kosa ange le sipa tena provoquante be loatra de tsy maintsy tafajabaka ihany na de mopera aza e ! Zà zao mba miezaka ny tsy hividy fa tafajabaka ihany rehefa sendra ny tena bômba be ! Tsy we tsy satisfait @ vadiko aho fa na misy grenady aza any an-trano mety hafa ihany izany bômba be zany ! Misy tena mampite-hi-viol avy hatrany mintsiny ange le pôzin'ilay vehivavy indraindray e ! Aoka reto marina a ! My mpividy tsy maintsy misy foana na tsy misy intsony aza ny mpivarotra. Ny tsy amidy aza mbola kitihan'ny sasany ho vidiana ko !
40. fijo ( 28/04/2004 22:41)
efa talohan'ny jesosy io no nisy ary hisy foana fa ny tanjona dia ny tsy ahabe loatra azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.283