Inona no atao hoe tena fitiavana ?

1. xxx ( 11/02/2004 15:42)
Inona no tena hatao hoe fitiavana ? nahoana no raha vao resahina ny fitiavana dia tsy maintsy ao ny resaka firaisana ara-nofo ?
2. jhouhlambout ( 11/02/2004 19:53)
Ny fitiavana dia hery(Force) mampifandray (@' ny lafiny rehetra ) ny olona maromaro.
Noho izany misy firaisana, plus particulièrement eo @ lhl sy vhv dia ilaina ny fifamatorana akaiky.
3. donemaskit ( 11/02/2004 10:15)
zay... Fitiavana araka ny lazan'Andriamanitra dia "union complète" an'ny lahy sy ny vavy.
4. xxx ( 11/02/2004 10:59)
lazainy donemaskit fa na zany aza tsy voatery hoe refa mitia na manomboka resaka fitiavana d firaisana ny ao @loha akory!
5. rinakely1 ( 11/02/2004 12:35)
ref tia d tia zé rehtra mitranga eo ka na manao aza efa mitia ihany zany e!
6. ari.malala ( 11/02/2004 12:51)
Ny atao hoe tena fitiavana dia rehefa tia ianao ka tsy mitady ny interêt ho anao samy irery, raisiko ilay cas hoe manao firaisana, matetika ny lehilahy (matetika hoa an!:) mitady firaisana, ka rehefa tsy manaiky ny vhv de lazaina fa tsy tia. Ny atao hoe tena fitiavana dia rehefa mitady ny hahasambatra ilay olon-tianao ianao.
7. jhouhlambout ( 11/02/2004 17:35)
Ka raha ny mahasambatra anao ny manao?
8. donemaskit ( 11/02/2004 17:51)
dia mety hahasambatra azy ihany koa....

xxxxxxx a, tsy mieritreritra firaisana foana ka, rehefa hoentin'ny feeling mankany ihany vao... !!
9. fijo ( 12/02/2004 10:03)
mitia tsy miray izany aloha toa hafahafa e.
10. lema ( 12/02/2004 10:53)
zay ve lé hoe "mifankatia tsy mifandoto"
11. fijo ( 13/02/2004 20:53)
fa angaha mandoto ilay firaisana le.
12. lema ( 13/02/2004 14:23)
lasa maloto lé sipa rehefa avy eo
13. jhouhlambout ( 13/02/2004 18:05)
Maloton'inona?
14. donemaskit ( 13/02/2004 19:57)
refa ohatr'zay dia miara-mandro kely ndray e.... in no olana ?
15. fijo ( 17/02/2004 10:47)
marina izany,sady rano masina iny,satria iny no hiandohan'ny olom belona
16. ari.malala ( 19/02/2004 17:40)
mitia tsy manao toa hafahafa ahoana koa ê! fa tena tsy hay mihintsy ve ny mi contrôler an'io désir sy pulsion io ê! olom-belona anie fa tsy biby akory ê! ary ny tena loza ho an'ny ankamaroan'ny lehilahy dia rehefa azo izay ilaina d arina le vhv! asa anga nareo nirotsaka avy any andanitra sa nohadiana avy any ambanin'ny tany!
17. fijo ( 20/02/2004 10:19)
aiza kosa no hoe vao hazo ilay tantely dia ariana ny pakony.fa mba efa manindrona ilay renitantely vao ariana.
18. ari.malala ( 20/02/2004 12:58)
misy izany matoa aho miteny r'i Fijo â! izany no mahatonga ireny zaza kamboty velon-dray ireny. Vita izay natao, lany ny mamy d akifika sy ialana pas ilay vhv!
19. donemaskit ( 20/02/2004 19:25)
Ny tena mampalahelo r'efa tsisy mpitia intsony ilay vehivavy avy eo
20. six ( 26/02/2004 20:11)
ka raha le fitiavan'ny olona anakiroa aloha no tianaao hazavaina ny famaritana azy d sarotra be ny hieritreritra ny tsy hidiran'ny firaisana @ izany e, izay tsinona no mahasamy hafa azy amin'ny fitiavanao ny namanao sy ny havanao kouuuuu!



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3959