Fitiavana sy Fiavanana
1. tambatra
(
07/02/2004 09:13)
Inona no mahatonga ny olona na mpinamana na mpifankatia tsy mifanarantsaina indrandray,ary matetika rava hatr@ ny fiavanana?
novalian'i fijo ny 27/02/2004 20:22
2. donemaskit
(
07/02/2004 10:59)
satria tsy mitovy fotsiny ny fomba fieritreretana sy ny toetra koa. Mato ndray tonga @ fisarahana dia noho ny tsy fifandeferana na tsy fifanajàna
3. psykatr
(
07/02/2004 16:46)
Marina izany, samy nanana ny fanabeazana azony ny tsi-1-1 ka miankina betsaka @ io fanabeazana io no mampiavana azy @ olona iray na tsia.
4. fijo
(
10/02/2004 11:28)
io voalazan'i radone io no matetika mahatonga azy.tsy mahay mifandefitra.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 10/02/2004 11:28
6. fijo
(
12/02/2004 10:43)
marina
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 12/02/2004 10:43
7. six
(
26/02/2004 20:19)
ary rehefa tsy mifankatia dia mifahavalo!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/six ny 26/02/2004 20:19
8. voahary
(
26/02/2004 10:48)
na mety koa ahoe anaovan'ny namana hafa lainga tsara lahatra mba hisopatra ny fifankatiavana na fihavanana nisy. Betsaka ny tsy mahatanty fa tonga de mi-interpreter
hoe "i anina mamadika nefa mba namana".....
hoe "i anina mamadika nefa mba namana".....
9. fijo
(
27/02/2004 20:22)
ka ny namana ihany no mivadika ko.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 27/02/2004 08:22