Safidy masina

21. six ( 03/03/2004 20:38)
ka mety manoratra tantara nge izy d izay no tiany e!
22. librepenseur ( 03/03/2004 09:28)
Tsotra anie io ry 'zareo e ! efa io voalazan'ny fijo io ny ambangovangony, ny hanampiako azy dia izao: finoana sy fivavahana tiana ho foronina ny namoronana baiboly fa tsy midika ho tena marina tanteraka, Ny tena Andriamanitra ve aminareo dia niteny hoe soraty izao sy izao dia ataovy izao sy izao ? Mazava ho azy fa olona ihany no namorona ireny ka tsy mahagaga raha sady tsy mitombina no sady tsy mifanaraka @ logique.
Manarak'izany, maninona koa moa ny fivavahan'ny malagasy taloha sy ny fahendrena malagasy no mihavery tanteraka amin'izao fotoana izao ? valiny: satria tsy mba nosoratana tahaka ny tantaran'ny zanak'israely ao @ baiboly izy ireny. Jereo ohatra ny japoney sy ny sinoa fa manana ny azy ary tsy voaozongozona mihitsy kanefa dia mbola mandroso foana izy ary tsy mieritreritra akory izany fara-andro sy afobe izany velively.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3182