Ny vehivavy fanaja.....

1. ratsiraka ( 03/02/2004 15:26)
Maninona no tokony hajaina ny vehivavy?
novalian'i xxx ny 22/04/2004 07:53
2. donemaskit ( 03/02/2004 18:13)
satria izy olombelona, izy no niteraka anao
3. donemaskit ( 03/02/2004 18:14)
izy no ho bevohoka ny zanakao sy hitaiza azy
4. nananie ( 05/02/2004 10:42)
Non mais quelle question!
Hay moa Ratsiraka no manontany kou...Tsy mahagaga! :- )!
5. fijo ( 05/02/2004 18:48)
tsy fantany akory izay atao hoe zon'olombelona e.
6. pitchou ( 06/02/2004 13:29)
sao dia very zo kosa aza izy io e? d miezaka mitarika ny hafa tsy hanana zo koa?
7. pitchou ( 06/02/2004 13:30)
na sao dia tsy mba misy manaja satria tsy mahay manaja de mialona ny hafa hajaina sy mahay manaja?
8. nananie ( 06/02/2004 13:48)
Zany ve hita tsony e?!Ratsiraka ???
9. sangoukou ( 06/02/2004 18:09)
olombelona mitovy am le nanoratra ihany ny vevavy.Ra tsy manaja ireny izy d mitovy am tsy manaja ny tenany
10. rinakely1 ( 06/02/2004 18:25)
ny vhv no loharanon'aina ka mila hajainy e!
fa ny lhl koa mbaf hajaina @ zay samy tsy mifametraka fanontaniana we maninnn no hajaina ny vhv e!
11. donemaskit ( 07/02/2004 09:12)
samia mifanaja isika e !
12. rinakely1 ( 08/02/2004 20:48)
zay mitsiny e!
13. fijo ( 10/02/2004 09:46)
i ratsiraka irery no tsy mila hajaina satria tsy nahay nanaja antsika.
14. pitchou ( 10/02/2004 18:01)
ko ratsiraka na ny tenany aza tsy hainy najaina ko!
15. fijo ( 10/02/2004 19:33)
tiany hajaina izy,fa tsy tia manaja olona.izay no tena maha voa azy.lo ny sainy.
16. xxx ( 22/04/2004 07:53)
Diso izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8477