Arnold Swarzenegger....

1. jhouhlambout
(
03/02/2004 14:15)
Gouvernator: Vitany tokoa ve ny Hi-gouverner ny Californie?
novalian'i jhouhlambout ny 27/02/2004 17:52

3. ikaretsaka
(
04/02/2004 10:56)
toa mihetsika ihany lery ko.. mihoatra noho ilay anay aty TX aloha e

4. imasoandro
(
05/02/2004 11:43)
toy ny an'i Donemastik no hevitro! image de la californie no tiany aseho..

5. ikaretsaka
(
23/02/2004 12:18)
hatramin'izoa aloha dia toa mihetsiak ihany lery e.. ny anay iznay anie de tena nandra be mihitsy e.. ohatran'ny tany tsisy fanjakana ve rangaha