NY KABARY

21. naritsimba ( 13/02/2004 17:16)
Koa mazotoa ary mianatra azy eh!
22. jhouhlambout ( 13/02/2004 18:00)
Eny ary.
23. pitchou ( 16/02/2004 14:29)
ka aiza ary rahoviana ary i naritsimba no hampianatra ny namana ? izaho aloha dia vonona be mihitsy ary tena hahafinaritra ahy izy izany!
24. donemaskit ( 16/02/2004 16:19)
tsy mitovy ny fari-pahaizantsika @teny Malagasy dia tsy mety, nareo efa favy be daholo ve dia ... ?
25. donemaskit ( 16/02/2004 16:19)
atombohy @ tena fototra raha azo atao
26. ikaretsaka ( 16/02/2004 17:07)
ary ahoana ilay direct be ireny e
27. ikaretsaka ( 16/02/2004 17:13)
ary ahoana ilay direct be ireny e
28. fijo ( 17/02/2004 12:22)
izay ny hira gasy ko
29. pitchou ( 17/02/2004 16:30)
direct be ahoana ry ikaretsaka? ambarako fa saritsarin-teny ko!
30. fijo ( 18/02/2004 11:07)
misy io directe io indraindray ka.efa hitako koa io.
31. naritsimba ( 18/02/2004 18:16)
salut daholo eh!
Sarotra ny mampianatra raha eto fa efa manana toerana ampianarana izahay isaky ny Alahady hariva 14h-16h.Ny toerana Ankany FJKM Zoara-Fanantenana AMBOHIPO.
Manomboka @ Alahady ny fampianarana.2500 fmg ny sara-pisoratana anarana, tsy misy Ecolage fa rakitra no tantazana.
Raha mahita toerana moa ianareo dia afaka mampianatra aho fa ny fotoana no ifandaminana.Izahay indray dia manome maimaim-poana satria nahazo maimaim-poana ary manana tanjona mba hanana mpikabary iray isam-pianakaviana isika et Antananarivo aloha fa ho hita eo ny any @ faritany.
32. pitchou ( 18/02/2004 14:43)
misaotra betsaka an'i naritsimba!
33. fijo ( 19/02/2004 10:42)
dia maromaroa ny toa azy e.
34. gasitiako ( 10/08/2004 09:48)
efa ela no naniriako ny ho mpikabary satria lehilahy ny tena ary anisan'ny adidy manandrify io ka tsy omena olon-kafa
nitady toko zany za ka sendra anao ry naritsimba aleo tara toy izay tsy hisy ka ho avy ary e
misaotra anao fa io no kolontsaina sy lova maha gasy ny gasy. Gasy ka tiako
gasitiako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0524