Hono aho l'ty...?
1. jhouhlambout
(
30/01/2004 13:17)
Fangalana hevitra @ zalahy:
Ialahisany efa nampijaly vhv ireny inona no plaisir azo avy eo?
Satria tokony hisy matoa atao.
Ialahisany efa nampijaly vhv ireny inona no plaisir azo avy eo?
Satria tokony hisy matoa atao.
répondu par ramoul le 17/04/2004 17:02
2. hery
(
30/01/2004 15:31)
Iza no ataon'là élàh :)
- Fantatro fa tsy hisy hamaly ity hevitra ity satria hoe ialahisany efa nampijaly vehivavy.... sns.
- Fantatro fa tsy hisy hamaly ity hevitra ity satria hoe ialahisany efa nampijaly vehivavy.... sns.
3. mozart
(
30/01/2004 16:57)
matoa za nampijaly azy satria izy efa nampijaly ahy de karazana vengeance io, ka raha nataony za nahazaka de vis-versa
misy ohabolanako "ity manao hoe:matoa za mahasaky mahatanty",ka asakasak'ialahy nametraka ny sujet fa za vonona ny hamaly an'lah foana
zah......MOZART
misy ohabolanako "ity manao hoe:matoa za mahasaky mahatanty",ka asakasak'ialahy nametraka ny sujet fa za vonona ny hamaly an'lah foana
zah......MOZART
4. lema
(
31/01/2004 12:32)
ohjatran'ny kilalao rrehetra io ry akama a!fa sentiment ndray no lalaovina,ialahy raha mijery film romantique dia mitebiteby dia alaivo sary an-tsaina ny mpanao film.
5. mozart
(
31/01/2004 14:33)
zah tsy mampijaly sipa fa ny sipa matetika nomanao ahy de za mahazaka foana e!!
6. 2689
(
01/02/2004 12:02)
Izaho nampijaly sipa fa tsy fidiny ho ahy ny nampijaly azy koa. Ny vokany tamiko aloha tsy misy hatramin' izao fa ny tany aminy no ireto vitsivitsy : lasa sipa mahatsinjo lavitra izy sady misaina izay rehetra ataony, tsy mahatoky lehilahy intsony izy ary tsy voarebirebin' ialahy intsony koa. Vonona hiatrika samirery ny fiainany izy ary sahy raha ohatra ka tsy misy lehilahy maharaka ny jeu-ny.
8. oupsyyy
(
02/02/2004 10:59)
Zany ve ra mozart, sady tsy azo atoo nge lety zany mamaly faty zany e.
Aza mampijaly zany kou woa fa tsy mitondra makaiza zany
Aza mampijaly zany kou woa fa tsy mitondra makaiza zany
9. fijo
(
03/02/2004 20:24)
izaho aloha tsy haiko na mampijaly na ahoana e.tsy fantatro mantsy hoe ahoana ilay mampijaly?
10. ikaretsaka
(
03/02/2004 11:35)
raha ilay heo mikapoka kos ano atao heo mampijaly de tsy mety e...
13. rinakely1
(
08/02/2004 20:36)
inn njay ary zany fanontaninao zany ry namako! aza mampijaly vhv zany fa tsy mety e!
15. fijo
(
10/02/2004 10:39)
raha mandrangotra be kosa ve izy dia hojerena fotsiny le.na manaikitra tena misy miendaka.
19. ramoul
(
17/04/2004 17:02)
aza mamaly ratsy amin'ny ratsy fa tsy mety zany ry akama à!
ra mampijaly izy de hefio fa mbola ho ampijalin'ny bandy afa izy am'manaraka; tsotra sady mendrika izany
ra mampijaly izy de hefio fa mbola ho ampijalin'ny bandy afa izy am'manaraka; tsotra sady mendrika izany
