tratrako
23. pitchou
(
02/02/2004 12:36)
mais si une variable y interfère sur cette relation on aboutit à
F(x)=xxxxxxxxxx modulé par y
F(x)=xxxxxxxxxx modulé par y
24. pitchou
(
02/02/2004 12:40)
ka xxxxxxxx manao otran'i mompera ao ambadik'ilay rideau rehefa mikofesy: tsy mampiseho endrika akory
25. kally
(
02/02/2004 17:28)
Môpera mampikôfesy aza mbola re feo na dia tsy hita endrika fa i xxx dia sady tsy hita no tsy re ka manahirana.
30. imasoandro
(
03/02/2004 09:36)
marina ny anareo!sady za mbola tsy nahita an'i x zany mihitsy an!
31. xxx
(
03/02/2004 10:21)
ataonereo inona ary i XXX fa ny fanotaniana apetrany valiana ra te amaly nareo
37. pitchou
(
06/02/2004 17:27)
manahirana ny miresaka @ aloka izany ka! valiana atao inona moa ny fanontaniany na izy mametraka azy aza matahotra?
