tsy fitoviam-pinoana
22. fijo
(
17/02/2004 11:55)
aleo ny zaza hanao izay tiany e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 17/02/2004 11:55
23. ikaretsaka
(
19/02/2004 18:11)
mba atorio ihany izy fa lasa terroriste eo ny zanak'ialahy ry fijo fa nahita ilay arabo nitondra basy tary @ unite d'habitation tary fa!
24. ikaretsaka
(
19/02/2004 18:23)
mba atorio ihany izy fa lasa terroriste eo ny zanak'ialahy ry fijo fa nahita ilay arabo nitondra basy tary @ unite d'habitation tary fa!
25. fijo
(
20/02/2004 12:03)
raha ampianarina izy fa ratsy ny basy tsy ho lasa toa ireny.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 20/02/2004 12:03
26. ikaretsaka
(
16/03/2004 14:04)
ary raha hainy heo ratsy ny basy fa raha tratran'ireo mpiara mianatra aminy @ fivavahan'arabo izy ohatra.. doia hanahirana an'ialahy indray ny hanazava ny sainy rehefa avy eo..