mitady anciens élèves college Immac.Concept° Antsirabe

21. ravatorano ( 30/03/2004 09:58)
ataoko fa rehefa ankizy nipetraka tao antsirabe na dia tsy nianatra aza mahafantatra an 'Amboronomby,Ambalakisoa ary ny Tsena sabotsy.Fa maninn raha mba ny eny Ampasambahiny na ambohidravaka na Antsimotsena no anontanina ni vonikazokely>Efa tototra tanteraka izao ny lalana avy eo amin n y ranovisy eo ambanin ny hopitaly antsimo makany amin'ny ranovisy ary atsimo ilay misy pissinina amizao.vita milay b koa zao ao fa izany eau thermale any Vichy zany no tsy haiko.
22. kitjo ( 01/04/2004 13:47)
hihhi, kay vy b olona iany ato yyy, ary tsary misy miteny anyyyyy,
kay,vomadilo n bazy oeee, d t@ anay ko nividy le zevi milona sakay ampitan katedrale,hahahha
d anareo ko vy nihinana masikita rasoa??
cake zanety ro nampalahelo fa lsa misy karibonetra,

Kalyy>aako vy d tsary ho anyyyy, t@ noely teo aako vao tany fa ra mankany dgao aloha d tsy maintsy any fona knou,
vokatra mitsy ny paiso kilemborka t@ aako tany teo fa ndroky ary taia,mmhhh
23. kally ( 03/04/2004 10:40)
Aako akia Kitjo tsa mbola afaka fa sefa mody aako tsy maintsy mandalo any foana.Kay vy androky koa mpiletra zevy y?Sambatra be ery androky nihinana paiso tany t@ krismasy izany!
Ry Ikaretsaka sy Ravatorano koa kay avy any aby dia tsary misy miteny,anareo koa any rankizy de mbô!
24. ikaretsaka ( 03/04/2004 18:36)
kay antsika samy mpitsoka ovy aby koooo saingy anay 87 ro nifindra Tan'arivo
25. kitjo ( 04/04/2004 09:27)
kay,tsary ny kitro tsn zao ro mifanitsaka ao ngamba amzao fa akaiky ny pak, fa aako alo tsary mbola nanao paka tao e,
aako mitsoka any @sisiny fona ra vao Paka fa matawats olona

Vokatra o eny ovy sy ny paoma ozy n ygazety maly,hiihihhi

kally.ary efa nihinana gauffre arotel?mmhhhh
26. ikaretsaka ( 04/04/2004 18:10)
ssssshuuuuut... aoka moa yyy fa ahako zany tsary mahafehy tena @ io oooo
27. kitjo ( 05/04/2004 12:45)
ao ary e, ao fa tonjaiko cake Zanety ikaretsaka ra mba efa niverina tsara le izy

sa the cao @Ho jim, efa Mirana moa izy zao fa tsary Ho jim tsn
28. ikaretsaka ( 05/04/2004 13:46)
kay vyyy niova kao ny anaranyyy?
29. ikaretsaka ( 05/04/2004 19:21)
ia ro hankany antana sefa @ paka yyyy?
30. kitjo ( 07/04/2004 16:04)
fa mety efa mangitsy any zao an

Ho jim d lasa Helena d zao efa tsy an famille Ho jim tsony d novaina oe Mirana

fa milay b ny vary @anana ao zao @ maraina an,mmhhhh
31. voninkazokely ( 10/04/2004 20:21)
Aza mampilendalenda ry kitjo a!
32. kitjo ( 12/04/2004 15:54)
tsa mbola tany ngamba ramaso knouu
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1355