Ny hava tiana tsy hiaraha monina
22. fijo
(
04/02/2004 20:54)
mijaly ny gasy ao paris ka menatra ny ho hitan'ny olona.dia miavona raha vao mifanena.
25. pitchoune
(
05/02/2004 11:28)
D mba ahoana ary ny fomba iainana amin izany, aty anie d misy ol mahita asa b d b fa tsy manome tsotra zao amin haratsi toetrany e, d nefa sady zavatra tsy ho vitany daolo akory lay izy, fa atao ahoana moa fa io zany samy miandry ny masondroa mihiratra ho an'ny tenany e. Tsy mba ohatran ny sinoa tsika, ry zareo solidaire b mintsy
26. pitchoune
(
05/02/2004 11:35)

28. fijo
(
06/02/2004 20:19)
raha manana taratasy ianao,dia mora io ao paris.raha tsy manana no mila fanampiana avy amin'ny namana.
29. tannya
(
19/02/2004 10:23)
izaho koa r'ireto dia efa tratran'io amin'izao fotoana izao fa tena betsaka ny olana apetrany an!saingy ny tena moa tsy mahita trano dia tsy maintsy miafy be e!
ny ahy koa ary tsy vitan'izay ao an-trano fa ao am-piasana koa dia miara miasa amin'ny zaobavy dia tena vao maika sahirana e!tsy mba afaka manao izay mba tiana fa dia arahina foana izay atao eny fa na dia ho any amin'ny wc ary dia arahana foana e! tena mandreraka be mihintsy