mino ny "ody gasy" ve ianareo ?

21. fijo ( 03/02/2004 10:39)
tamin'ny 1947 mbola nalaza ny hoe "rano"ody bala hono.firy no maty tamin'izany?
22. ikaretsaka ( 12/02/2004 13:34)
hatramin;izao ko... finoana io ry fijo an... tendrombohitra aza voafindra hono rehefa ao le finoana.. ilay tapakazo sns haingony fotsiny
23. fijo ( 13/02/2004 09:57)
nefa anie ilay izy tsy misy vokany e.
24. librepenseur ( 12/03/2004 12:04)
fijo> Tena misy io ody gasy io, ny mankahantra azy no tsy tokony hatao.
Ireny karazana ody ireny dia misy daholo isam-paritra, ny antsika malagasy tsy mba voasoratra tahaka ny an'ny kristiana sy ny silamo, sns.
Ny antony iray isan'ny nandresen'ny vazaha antsika dia nisy mpamadika (traitre) teto izay malagasy ihany fa tsy naharitra ny fandambolamboana sy ny fanambakana nataon'ny vazaha. Tsapanao ihany angamba na amin'ny lafiny hafa aza fa rehefa misy ny traitre dia mivadika ny raharaha.
25. ikaretsaka ( 22/03/2004 17:39)
marina io
26. xxx ( 04/04/2004 18:25)
ka na aty frantsa aza mbola misy manao io ody io ihany kouuuu, mitandrema ianareo ho any @ rns fa misy vavy mpilalao ody izay manao basket avy any paris efa somary zokinjokiny ihany izy io ka tonga dia ho fantatrareo raha vao eny @ terrain e!
Ramalina aza hono mifehy hazo tokana é!
Kilalao no haleha any ........
27. ikaretsaka ( 05/04/2004 13:58)
raha baolina no kedrena hampidirina anaty lavaka oh ny basket dia .. aleo hampiasa ody fa raha zavatra hafa dia mailomailoha
28. booboo ( 10/04/2004 20:35)
Misy karazana ody tsy inoako mihitsy fa misy indray mahaliana be ( varatra, orana, valala, rivotra etc). Ny zava-padin'ireny no tena tokony hahalalinina bebe kokoa fa misy antony ao matoa ny Ntaolo nanao hoe fady tongolo e, fady ovy e, fady an'izao sy izao. Oh : ny tongolo gasy izao misy ifandraisany be dia be mihitsy à resaka atmosphère ( mpampianatra-mpikaroka teny Ankatso no nanazava an'io )
29. kitjo ( 12/04/2004 16:47)
za aloha mino fa misy ilay izy satria miasa koa ny devoly e,
fa za fts kosa mino fa tsy ho andairan zany aho fa mino ny fisiany aho ary manaiky koa fa misy ny andairany
le mino eto zany =manaiky

Ny antony anaovako oe miasa ny devoly d satria matetika ireo voatanisa ho ody gasy ireo dia zavatra ratsy foana no nampiasaina azy, hisomparana,hamonoana sns...
Zany oe misy hery hafa ao ambadik ireny zany ny fahafantarako azy,ary ilay olona mi recommend azy koa manao pacte ambadika amin devoly any.

Ny inoako oe misy ilay izy d nisy bandy namako zay nijanona 5volana tany Majunga,d niaraka t@ sipa tany,d tsy navelan le sipa hody mitsy fa ntsoaka, d nisy olona nafaran le sipa zany oe miomana fa tsy ho zakanao zay nitsoahanao izay fa efa nisy zavatra nataoko, ho faty enao ra tsy miverina aty.
D afk herinandro manofy an le sipa foana lery d oe m.....,tampoka teo nivadika bibilava ny mahalehilahy azy iny...d asina hena fa vao lany le hena d ny fe-ny no hohanin le biby,
Ny farany d nalefa niverina tany lery d nisy fombafomba bdb hono natao t@ le mpimasy nandehanan le sipa d nomena omby,volamena sns koa le sipa d nody iany izy aveo.
Tantara tena marina io.
30. jhouhlambout ( 13/04/2004 08:22)
ntss
31. felicia ( 04/04/2005 01:41)
tsy hai intsony na ody gasy na ody vazaha...ny aty italie ny olona mandany vola be makany amin'ny mpanao ody...de voambakambaka foana...misy resaka tribonaly mihitsy aza...maha lasa septique le zava misy eh!
32. rafajeh ( 18/02/2013 01:50)
Miarahaba anao;
tena misy izy io, izao izao no ohatra velona tratran'izany, misy vehivavt izay ao ambaninay RAHARIMBOLOLONA TIANA LYDIA no anarany, be fialonana be izy io fa nipetraka tany ambanivohitra tany taloha. Avanay ihany izy io saingy tsy nahazaka ny fahatafitanay dia namisavy eh, toy izao no famisaviana ataony....MIhaino izay rehetra eritreretinao izy, dia avy eo miteny tsy akijanona ao......tena manakorontana....mampijaly be ilay izy sady tsy hahavitana mianatra mihitsy.......tena nataony ilay izy hamotehina ny fianako.....tena misy izy io....raha azoko natao hono ianao no tonga dia naka basy ka nitifitra io vehivivay io hitsaharan'ny fanaintainako dia nataoko izany..............ny ody gasy ry ireto tsy misy manasitrana izany mihitsy ah.........fanapotehina fianan'olona ireny............rehefa tsy tiana ho tafita ny olona iray dia hamisaviana......toy ny ahy izao....mpianatra Akatso zah....fa tena mijaly be zah anaovan'io Vehivay io ahy.....aty Ankadimbahoaka izy io no mipetraka......ary ianao koa ampaanaoviny izay tiany atao na dia tsy volontéanao ilay izy satria tsetsemany ny sainao @ famisaviana...............managataka toto hevitra aminareo izaho.......VONJEO zah ry ireto fa mijaly ah.....ampio zah mba ho afaka @ famisavina'io vehivavy ratsy fanahy io
ravatorano:

ny"ody gasy" tiako lazaina eto dia tsy lay manasitrana toy ny tambavy fa ilay entina hanimbana na hampitahorana ireny.
Misaotra anareo mandray anjara é
33. rafajeh ( 18/02/2013 02:03)
Miarahaba an'i Ikaretsaka,
fa inona kay izany kalo.........marina ve fa rehefa voan'ireny dia lasa maheno ny feon'ilay olona foana....dia lasa adala sady simba sy potika ny fianana.....dia ahoana no atao hahafaka amin'izany...teo antokontaninay mantsy ah...nisy akondro dia nisy vehivay izay tao ambaninay...ilay olona be fialonana ireny eh.............Zette no anarany dia i Raharimbololna Lydia Tiana .....tratrako izy idnrya mandeha nikitika ny akondronay nefa izahay mak eo foana atono sy endasina...tao aorinan'izay dia lasa henonay foana iro vehivay ireo miresaka ao andohanay sady mampahadale le izy no mamotika fianana....tsy mba maman'olona ilazana izany aho ...fa eto @ Internet izaho no mitaraina foana rhefa mba mampijaly ireo olona ireo...raha mba fanatrao no ahafana miala @ ilay izy dia mba vonejo zah fa mijaly be zah....@ asamp'ialonanaa sy nyf amisavin'ny Raharimbololona Tiana Lydia sy zette izay mipetraka ao Ankadimbahoaka
ikaretsaka:

ny kalo koa saika adino..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1625