ny manonofy ratsy dia voalohany tsy avy @jesosy fa asany devoly io zany hoe fantany anao fa osa aminy ny finoana ary hararoty devoly ny ao @sainao na eritreritrao maro ny fisehony eo @fiainana fa ny azo antoka dia miorina tsara @finona ary mivavaka atao @finona de hohitanao ny heriny fanahy masina izay man,drava ny aizina eo aminao mahay zavatra mahagaga ny fanaha masina ka raha miaky koa inao, tsy misy atahorana izany raha apetrakao @jesosy ny fiainanao fa ny devoly dia mahay zavatra mahagaga koa ka mivavaha mba tsy ho voafitaka raha miorina mafy iano dia ho rava izany rehetra izany .