Est-ce que c'est de l'amour ou .......?
23. samoina
(
23/01/2004 13:35)
Tsapan'io"meuf" lazain'i Fetra io fa tsy mbola matotra tsara hitia azy i Fetra.Angamba manja be izy io ary na tia an'i Fetra tokoa aza izy dia intelligente tsara mahatsikaritra fa tadiavin'i Fetra havoaka hampideraina ny akama hafa fotsiny.Elle ne peut pas vivre sans toi mais elle doute qd même de ta sincérité. Toi, peux-tu vivre avec elle...sans les autres ?
