mitady namana vehivavy matotra
22. xxx
(
21/01/2004 11:16)
Mba tena matotra tokoa ve ny filazàna toa izao e.Ny hita matetika mantsy de tsy eken\' ny toe-tsaina Malagasy matetika ny toa izao ka de vazivazy no betsaka ô!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 21/01/2004 23:16
23. xxx
(
21/01/2004 11:18)
Tena mba matotra tokoa ve ny filazana toa itony e.Iza ary no mba sahy hijoro vavolombelona amin' izao.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 21/01/2004 23:18
24. hendry
(
21/01/2004 15:12)
mifidy zay tsara zany izy ry fijo sy ikaretsaka? enga anie ka tsy ho fatra-pifidy
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 22/01/2004 03:12
25. fijo
(
22/01/2004 11:29)
fahendrena izany ka
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 22/01/2004 11:29
26. rniaina
(
22/01/2004 15:03)
tsy te ho kandidaty za ravicks raha tsy izany efa nalefako tany ilay cv miaraka amin'ny sary kolera, afaka mifandefa hafatra eto amin'ny serasera raha te ho mpinamana, eto amin'ny forum misy karetsaka arafesina miandry varavarana
27. ikaretsaka
(
22/01/2004 15:51)
vohaiko sy idiko tsara mihitsy dia ataoko midridroka @ ilay hitiavan'i rrniaina azy iny indrindra
28. fijo
(
23/01/2004 11:16)
rniaina,fa maninona kosa ary ianao no tsy te ho kandidaty.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 23/01/2004 11:16
29. samoina
(
23/01/2004 13:55)
Divorcé matotra aloha ianao Ravick izao tapakevitra hitady izao sa cinquantaine te hanao départ vaovao any France fotsiny ? Sao tara retour aty an-tanindrazana fa modia aloha fa be rasoa sahaza anao aty e !
30. xxx
(
27/01/2004 20:50)
mivoka ny discussion ndray ry fijo zany.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 27/01/2004 20:50
31. fijo
(
28/01/2004 16:59)
mivoaka kely fotsiny,fa miverina ihany rehefa avy eo ka.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 28/01/2004 16:59
32. xxx
(
28/01/2004 18:24)
aoka ry reto fa i raviks anie izany mba mahatsiaro tena ho irery any lavitra any e, aoka ihany koa ireo izay miresaka aminy mba ho matotra @ io resaka antson'ny fo io, aza de arirarira izy e !
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 28/01/2004 18:24
33. xxx
(
28/01/2004 13:35)
humm ! c'est mon choix
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 29/01/2004 01:35
34. xxx
(
07/02/2004 12:21)
za zao te hiresaka aminy ny momba izany nefa tsy hitako mintsy lay hoe adresse imailakaa!
mety ve ravicks raha averin'ialahy le adress hiresahana en privé!izay fa miandry e! serieuse ihany ity
mety ve ravicks raha averin'ialahy le adress hiresahana en privé!izay fa miandry e! serieuse ihany ity
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 08/02/2004 00:21
35. ravicks
(
17/02/2004 11:28)
tena marina aloha ny anao raha miresaka en privè isika inty ny adresy imailako : ravicks@caramail.com lazao izay andro sy ora ahafahanao tsaratsara kokoa ny hariva tena resaka serieux io na omeo ahy ny imailakao dia ho hita eo
37. six
(
26/02/2004 17:24)
ie, izao mihintsy no izy rehefa te hahazo valiny mahafa-po, na ze te hamaly aza anie manjary tsy voavoakany tsara ny heviny eto e, sadaikatra ihany.
d mahazoa z irine.
d mahazoa z irine.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/six ny 26/02/2004 17:24