Ahoana no ahalalana fa tena tia ny vehivay 1?
21. fijo
(
20/01/2004 09:32)
ny be resaka amin'ny fitiavana no tena kapotsaka.ka aza ny teniny no henoina,fa ny fihetsiny .tsapa io rehefa tia izy.ary misy ahiahy ianao raha mibolila izy.
marina ilay voalaza'i karetsaka momba an'i radone.mitandrema fa lavitra ny lalana.
marina ilay voalaza'i karetsaka momba an'i radone.mitandrema fa lavitra ny lalana.
22. donemaskit
(
20/01/2004 09:34)
oay ary tsy voavakiko iny kôzin'Ikaretsaka iny.... okay ry zalahy a!
23. ikaretsaka
(
20/01/2004 10:16)
tsy koi letsy ra mazkita fa league 1 ihany dia mba mifampikozy eo foana e
24. fijo
(
21/01/2004 09:17)
radone,tsy hoe mampiana dratsy an'ialahy akory ny tena,fa tsapa hoe mbola vao manomboka miditra amin'ny fiainana ialahy,dia mba torona ny zavatra misy efa niainana,na efa hita.misy mety amin'ialahy ireny,misy koa anefa tsy mety amin'ialahy,fa dia anjaran'ialahy no mandinika.
25. jhouhlambout
(
22/01/2004 13:23)
>Pitchou: Tsy mahay ny définition ny fitaka aho ka tsy afaka mamitaka. Kanefa na izany aza dia misy olona mikaroka izay hafaly olona maromaro ka 'zany ve no tia?
27. pitchoune
(
26/01/2004 11:27)
Zao ny toro hevitra omeko anao e, raha izaho no resahina tsy mba miteny amin ny olona vao miaraka amiko in dray mandeha aho hoe tiako izy. Rehefa vita ny fifankafantarana bebe kokoa zay vao milaza ny hevitra momba izany, fa raha izaho no toa anao tsy matoky izany aho hoe vao miaraka dia efa hoe tiako ianao, izay no maha mora levona azy tsinona. Fa samy manana ny fijeriny foana io e! Ny coup de foudre leitsy misy fa ny toetra mbola mila alalinina foana a!
28. pitchoune
(
26/01/2004 11:31)
Fa zao koa, aleo olona tsy miteny nefa tia toy izay olona mitabataba b oe tia nefa avy eo tsy hita akory izay afitsoka.
Ny ahalalana azy aloha dia tsy fantatra fa samy manana ny fombany ny tsirairay e! Fa vitsy izao ny olona milaza zavatra iray ka hoe tena mitazona izany hatramin ny farany.
Ny ahalalana azy aloha dia tsy fantatra fa samy manana ny fombany ny tsirairay e! Fa vitsy izao ny olona milaza zavatra iray ka hoe tena mitazona izany hatramin ny farany.
34. mawashi
(
12/02/2004 11:07)
ref tia ny vehivavy d matitika izy miteny!!!
sady ny fihetsika ko no ahitana azy
...
parfois les filles exteriorisent plus leur sentiments...
sady ny fihetsika ko no ahitana azy
...
parfois les filles exteriorisent plus leur sentiments...
