Sipa kely mirevy lehilahy efa manambady
41. kally
(
24/01/2004 10:45)
izay mantsy ho'a.Aza mba manao zavatra tsy mety eto @ namana ho'a fa ataon'ny namana mirehitra a! Misaotra e!
43. pitchou
(
26/01/2004 19:35)
ka menatra kosa lery hiseho we tsy mahazaka sipa noho reny efa manambady ireny ko!
mety leo bandikely mpamitaka sy miseho ho te-hilalao fotsiny ko ny sipakely d aleony mahita fitia @ reny efa manambady reny! reny na tsy haka azy ho vady aza misy fitiavana azy ihany! d @zay nareo bandikely ihany no maty @ raha nataonareo! d reny madama efa manambady reny indray ko jerena ary e!

47. pitchou
(
28/01/2004 09:59)
tsy any @ bandikely ny madama no hitaky an'izany fa zavatra hafa no ho takiany @ bandikely