fitiavana hafa kely

1. lema ( 14/01/2004 14:13)
mba misy fahasarota-piaro ve ao@ ndry zareo homo,ary mba misy virj zany ko ve ny ao @pelaka ao mety itsiriritra bandy virj ve ry zalahy ireny
novalian'i fijo ny 23/01/2004 10:14
2. ikaretsaka ( 14/01/2004 16:40)
izany ange hono no maha voasarika ny bandy tsy pelaka ho pelaka matetika satria ilay bandy pelaka nmitsisitra sy mikoty bandy tsy pelaka satria ny pelaka mitady Virj koa de le bandy tsy pelaka no garati fa virj
3. fijo ( 15/01/2004 09:42)
raha atao hoe virj izay mbola tsy nandalovana,dia misy izany ny virj.fa ilay resaka asarotam piaro,aleo ry zalahy no hamaly an'iny fat sy haintsika izany.
4. remy ( 15/01/2004 16:32)
Ny ahy indray dia ity . raha ohatra ka sanatraviko koa ; ny virjiny raha manao firaisana amin'ny lehilahy manao kapaoty, moa va mbola virijiny ihany sa............'? Asio valiny


Matetika koa ny zava-misy dia izy virijiny indray no mitady ny ahafaham-pony ; tsy ny firaisana no tadiaviny fa ny mahaviavy izy no tiany somaina na lalaovina mandra-paha exiter-azy. Virjiny izy sa .....?
5. ravatorano ( 15/01/2004 20:14)
virj ve le kôzy sa pelaka é
6. rinakely1 ( 15/01/2004 15:06)
ahona moa izy no tsy ho saropiaro? ohatran'ny oln rehetra ihany kou!
lé virj njay aloha d tsy haiko e!
mety misy kosany angambany !
7. fijo ( 16/01/2004 09:03)
raha manao na misy kapoty aza dia efa tsy virj intsony e.
raha asian'ny olona manao kapoty izany ny sipan'i remy,dia efa voa sa tsia?
8. ikaretsaka ( 16/01/2004 16:53)
ohatran'ny hoe manao baolina ihany ny anaranao na manao godasse na pieds nus e
9. lema ( 16/01/2004 13:35)
ry zalahy pelaka toa tsisy mamaly mitsy e!aiza ry lives sns........
10. fetra ( 18/01/2004 15:32)
++ =0 --=0
11. rinakely1 ( 19/01/2004 11:37)
mbola sahirana kosa izy ralema an!
12. fijo ( 20/01/2004 12:03)
aza hadino fa namanay daholo koa ianareo ry lives sns,ka aza menatra ny maneho ny hevitrareo.
13. ikaretsaka ( 22/01/2004 16:06)
hayyy ka nataoni fijo menatra pe akiii zarreeeeeeeo an hi hi hi
14. fijo ( 23/01/2004 10:14)
an,an ka.
ialahy rataxi an.avelao hitondra ny heviny daholo e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2047