Ny maha Andriana na tsia dia tsy ho afaka ao an-tsain\\\\\\\'ny Malagasy akory. Lazaina fa hoe efa tsy mi-exister intsony izany izao, misy ary ireo miteny hoe raha mbola manan-kasina ny Mpanjaka tsy may ny Rova.... Inona dikan\\\\\\\'izany? Tsy ho afaka ao an-tsaina io ry reto a!!!