FIHAONAN\'NY NAMANA ATY AM-PITA

21. fijo
(
13/02/2004 09:47)
tsy misy tsiny e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 13/02/2004 09:47

22. ds
(
13/02/2004 09:57)
Inn ary ty ry dd ???
Zoma dia efa tsy mikandra ka hatramin'ny alatsinaina...
Tsy "pont" intsony fa "viaduc".
Ny havana koa feno ao Auvergne ao.
Mba manaova ezaka e.
Zoma dia efa tsy mikandra ka hatramin'ny alatsinaina...
Tsy "pont" intsony fa "viaduc".
Ny havana koa feno ao Auvergne ao.
Mba manaova ezaka e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ds ny 13/02/2004 09:57

23. sipagasy
(
14/03/2004 16:50)
hi!hi!hi! izay ny anao ry dd mba taomy koa ny sasany ao strasb ao é!
ds, lol be lé viaduc, misaotra é! hi!hi!hi!
ds, lol be lé viaduc, misaotra é! hi!hi!hi!

24. fijo
(
19/03/2004 10:27)
marina izany ko
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 19/03/2004 10:27

25. dd
(
20/03/2004 15:41)
ka le izy nge ry ds efa program efa vita efa ela ny ahy e! ...
hohita eo ihany raha misy fiovana fa aleo tsy d mampanantena b loatra fotsiny ...
hohita eo ihany raha misy fiovana fa aleo tsy d mampanantena b loatra fotsiny ...
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/dd ny 20/03/2004 15:41