prkoi?
1. xxx
(
11/01/2004 18:22)
Fa maninn ny ol efa manabady bola mitady hisisika hiaraka @ ol kafa fona?
Tsy ampy azy v ny vadiny sa mitady inona ankoatra zay izy?
Tsy ampy azy v ny vadiny sa mitady inona ankoatra zay izy?
novalian'i fijo ny 23/01/2004 10:22
2. 2689
(
12/01/2004 20:56)
Fa maninona ny olona raha omena dimy arivo ariary ka anontaniana hoe tianao ve ny omeko dimy arivo ariary fanindroany no mamaly hoe eny tompoko?
Soa ny manan-droa.
Tsy hadisoan' ny te hisisika izany fa hadalàn' ny mety hisisihana.
Soa ny manan-droa.
Tsy hadisoan' ny te hisisika izany fa hadalàn' ny mety hisisihana.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/2689 ny 12/01/2004 20:56
3. rinakely1
(
12/01/2004 12:24)
fa maninn koa ary lé oln kotin' ny lélà manambady no manaiky ?
Tsy ampy azy manaiky io v fa efa manana ny vadiny lé lélà?
Tsy ampy azy manaiky io v fa efa manana ny vadiny lé lélà?
4. tia_ery
(
12/01/2004 12:42)
Samy fahadalana izany fa betsaka ny adala. Zà aloha tsy afaka ny hamaly fa amiko lay olon-dro mihintsy no mila entina any @'ny psy fa misy tsy mety. Ka efa fantatra ilay izy fa manambady de mody hikipiana foana ......
Ny antony tsy fantatro koa fa mazàna ny VOLA foana no ao ambadikany.
Sôtra eh!
Ny antony tsy fantatro koa fa mazàna ny VOLA foana no ao ambadikany.
Sôtra eh!
5. fijo
(
13/01/2004 11:08)
misaotra rinakely a.ny ahy teny atsipy,fa raha misy mandray moa atao ahoana,fa dia lasa e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 13/01/2004 11:08
6. xxx
(
13/01/2004 18:49)
misy kosa ny manfona hoe manambady @ voalohany,fa refa tafiaraka kely zay vao miteny,sasany ary tsy miteny mitsy fa henoheno tany.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 13/01/2004 18:49
7. xxx
(
13/01/2004 19:52)
Tsy voatery ho vola kah! misy koa fitiavana manao mintsy hoe ahoana re raha mba manao miaraka @ iny za e?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 13/01/2004 19:52
8. xxx
(
13/01/2004 10:05)
ka misy anie ilay lelà miblao hoe tsy manabady fa refa aty aorina @zay hita hoe manabady izy ka sao mety zay aza ilay fanontaniana!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 13/01/2004 22:05
9. xxx
(
13/01/2004 10:05)
zay mitsy ilay fanontaniana hoe prkoi?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 13/01/2004 22:05
10. lema
(
13/01/2004 13:32)
rehefa tinao lé olona dé iaraho fa aza mivakiloha na manambady izy na tsia fa rehefa tena tia anao io olona io dé mety ianao ndray no ho alainy vady
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 14/01/2004 01:32
11. rinakely1
(
13/01/2004 17:14)
alainy vady @ aona ry lema an! sao d ataonao fa moramora aza zany we misara-bady izany klé!
12. xxx
(
13/01/2004 17:15)
d ahonn kou zany!fa anga kay ny ol d efa mitapy loatra @ zao fiainana zao! maninn izy ra tsy mionona @zay vady efa nalainy!??
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 14/01/2004 05:15
13. fijo
(
14/01/2004 10:56)
ka ny vady vady ihany ,fa ny sipa vady koa e.dia tohizo.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 14/01/2004 10:56
14. rinakely1
(
14/01/2004 12:27)
marina mitsy io lazainao io ry xxxx!fa ny oln nge d reto lélà reto tsy mahay mionona @ zé eo am-pelatanany e! mbola lasa mande mitady zé tsy takamaso any!
16. fijo
(
15/01/2004 10:07)
anao izy ao an trano,ary koa eny an tokotany.ih,ih,ih.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 15/01/2004 10:07
18. fijo
(
16/01/2004 09:17)
dia raikitra izany.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 16/01/2004 09:17
20. fijo
(
20/01/2004 11:56)
pitchou kay tao hiany?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 20/01/2004 11:56