iraimbl

21. fijo ( 21/01/2004 11:33)
rahoviana "ysotry"no hiainga radone a
22. ikaretsaka ( 21/01/2004 14:32)
mbola mitady musiciens ra done ko.. Za hono tsy mety fa za jazzman fa ilay gitara mangetotra be ireny ihany no tadiaviny
23. fijo ( 23/01/2004 11:29)
ao mahamasina mitady radone a
24. ravatorano ( 23/01/2004 09:15)
hiverina indray ny "arendrina" amin'ity taona 2004 ity ary hiangalian'ny tarika iraimbl......
Alohan'izany dia efa maro ireo hira taloha nasian-dry zalah fanamboarana toy ny "radio" izany zay vao reko teo.
Momba ny fisaran-dry lerony taloha dé marina ; ny antony dia samy nijery ny kariera solo fa tsy namely.Ry Papaye sy Gerd ary Niry lasa tany Frantsa tany , i Roger nanampy andry Bodo sy ry Poopy sny hafa koa , i Batata niaraka nivazo tamindry "sivy mahasaky".
I tsela tra dé tena milay na dia misaondra be aza ny volony.Ny hira ventesiny o itsarako anazy fa tsy ny botiny na ny volony.
Raha izaho no mandahatra ny rockers gasy dia toy izao :
Tselatra,Iraimbl,Kiaka,Apost,Rheg,fisina,redmetal,green;lokomotiva,doc hooliday....
Ho anareo mpirevy irambl toa anay dia aza hadino fa hiverina hitambatra ry zalahy mpiralll ireo ka hanao ny fampisehoana goavana toy ny fanao ireny ihany.
Misy K7 sy CD vao² hivoaka amin'ity taona ity.
25. bix ( 26/01/2004 14:31)
Endrey ka mazava ho azy fa dia handray anjara isika ehhhhhhhhhh fa tandremo fotsiny sao hivarotan'olona gogo eh !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.086