EL SAPHIRA
21. kambana
(
10/02/2004 12:31)
manamafy ny valintenin'i Fijo aho;raha mbola azo atao ny mitana ny toe-tsaina sy toe-piaina malagasy dia aleo hiariary izany.
22. fijo
(
11/02/2004 09:10)
tsy mahamenatra ny maha malagasy.ary tsy voatery ho tsara koa izay avy any ivelany.koa samia mandinika.
23. miranto
(
16/03/2004 10:14)
marina izany t@ za vao nipetraka taty ivelany voalohany de mahatafitohina ahy daholo izay rehetra ataon'ny vahiny fa ankehitriny tsy taitra @ izany intsony aho fa zany hoe izaho tsy manao izay ataony fa ny maha gasy ahy no ataoko sy tazoniko
