mitady sipa

1. niceboy ( 09/01/2004 09:46)
za d tsy mbola nanao mihintsy hatrmin'izao
fa izay sipa angatahako rehatra d tsy misy mety avoko
za mihintsy v no tsy norm sa ny demandiko no tsy mety
mba omeo passy any ry zareo fa mijaly
novalian'i fijo ny 23/01/2004 10:27
2. rinakely1 ( 09/01/2004 10:33)
any @ tovovavin'ny alina enao ry se manao raha toa ka mijaly an! any enao tsy misy mandà raha tsy we anga enao tsy ampy sosy! hi!hi!hihhi!
sangy ka atao fa zao e: sao d mivantambantana kosany ary enao refa manao demande na koa sao d vo miaraka @ sipa d'éfa mangataka ny any sahady?
ra izay manko d' efa tsy tin'ny jo zany fa mba ataovy aloha zé mahafaly azy avy eo enao mahazo fotsiny na tsy mangataka ary e!
3. donemaskit ( 09/01/2004 10:44)
andraso leisy izy ndray no hangataka a!
4. colpain ( 09/01/2004 10:47)
mety ny fomba firesak'ela mihitsy no tsy mety kopisoroka be araka ny voalzan'i rinakely
fa io ko letsy misy sanjila a! matetika ny sipa tena revin'la tsy azon'la , fa ny hafa no mora manantona .
5. niceboy ( 09/01/2004 12:24)
ka mba omeo kozy tsy direct ary
k ny mahagaga anie ny akama
tonga d mahazo daholo vao mangataka eh; sady le izy tsisy resaka revena na tsy revena
6. donemaskit ( 09/01/2004 15:14)
Miaraha @ akama rehefa tena tsy lasa!
Marina leisy ireo teny ireo a : ny fomba fi-aborder-n'elah azy ngamba no tsy mety... ataovy tsilam fotsiny dia tonga ho azy io e!
7. zaka ( 09/01/2004 15:28)
Aza kivy razoky fa ny vodi-tsobika aza manan-tandrify a!reveo milay e!!
8. kally ( 09/01/2004 16:47)
Indraindray ange ry Zaka ilay vodi-sobika zezika no antonona azy nefa mitomany hatao valizy e!
9. rniaina ( 09/01/2004 16:49)
aiza kosa ry rinakely dia hoe tovovan'ny al aloha no andramana, tsy maintsy mapisa protekitaoro zany..... vao teraka ve dia efa miakanjo????
10. ikaretsaka ( 09/01/2004 17:15)
hahaha
11. rlcj ( 10/01/2004 17:02)
raha to ka niceboy tokoa ela dia heveriko fa tsotsotra @ la ny mikoty jo fa eo @ lay fomba firesaka less no tena important.Aza manao an'reny le imbecilite reny nefa kou tsy tonga d serieux b fa tonga d matahotra ny jo fa somary mananihany ela d mba ampimehezo izy d aza maika @ ilay zavatra fa io tonga ho azy @ fotoana tsy ampozina.Mba matotra tsara zany ela refa miresaka d mba misangisangy kely @ la.Aza hadino le bizz bizz kely fa manandanja b reny @ jo.Zay fa bonne chance zany e,io kou mantsy mila vintana kou
12. ikaretsaka ( 10/01/2004 17:39)
au naturel ihany fa koa fa mandeha ho azy io.... kalam fotsiny
13. rinakely1 ( 10/01/2004 10:37)
lé solafa koa ange ry reto ka oln nofo sy rà toa antsika fa d aza ataonareo tsinntsinn kosany izy e!
14. rinakely1 ( 10/01/2004 10:38)
rniaina: koa maninn mou e! refa tsy omen'ny jobany kosany ary izy v kou!
15. rinakely1 ( 10/01/2004 10:39)
niceboy: ka raha tsy manome anao ny mofony lé jo anao , maninn raha mi-masta refa tsy zaka e!
16. kally ( 10/01/2004 11:25)
Ry xxxx izany ilay mpanao harcèlement an!
17. ikaretsaka ( 10/01/2004 13:39)
hihihi mba te hanao entrainement fikotiana sipa amin'ny solafany kosa ra XXXX fa aza atao an'izany e! raha tena hainy kosa ve ny mikoty ny solafany ... ka mahazo izy ary pezy izy ireo ahoana no hidiran'ny harcelement @ izany!
18. fetra ( 11/01/2004 17:28)
Masturbation leisy de vita fa zany manannn zany koa anie mandrerak'aina
19. rinakely1 ( 12/01/2004 12:33)
zay mitsy ry fetra an!
fa tsara koa ange ni abstinence e!
20. fijo ( 13/01/2004 11:24)
rinakely kosa manala mampiditra an.
aza mangataka intsony lesy,fa izao indray atao a.reveo tsara aloha izy,dia ampidino,moramora ny tanana,dia esory mora ny sligany,rehefa revo be iny izy,ka raha amin'izay izy no manda,dia mody miala pa aloha hoe,tena tsy sitra po,fa ilay revi ntsika no tsara loatra ka.dia handefitra tampoka izy ary dia ho lasa lavitra amin'izay ialahy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5361