Film orera hozy Pov
23. shadow
(
21/01/2004 13:25)
Misy fofom-pôma
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/shadow ny 22/01/2004 01:25
28. mity
(
23/01/2004 19:08)
Za zany noana
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/mity ny 23/01/2004 19:08
29. shadow
(
25/01/2004 18:35)
Ka raha nôna de ahôna?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/shadow ny 25/01/2004 18:35
30. hendry
(
29/01/2004 13:54)
miteniteny foana
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 30/01/2004 01:54
31. hendry
(
29/01/2004 13:54)
aiza zay orera?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 30/01/2004 01:54
32. hendry
(
29/01/2004 13:54)
aza miveravera
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 30/01/2004 01:54
33. hendry
(
29/01/2004 13:55)
fa bedin´i mompera
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 30/01/2004 01:55
34. shadow
(
01/02/2004 18:34)
efa lany lera!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/shadow ny 01/02/2004 18:34
37. xxx
(
03/02/2004 11:18)
fa sao dia mampianjera
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 03/02/2004 23:18
38. 2689
(
04/02/2004 20:32)
Tsy fantar' i ry zalahy monina any am-pita ilay resaka. Ho anareo monina any am-pita, rehefa miantso malagasy amin' ny finday na an-tarobia dia ataovy hoe :
Tsara izany andro izany, hanasa lamba aho androany...
Tsara izany andro izany, hanasa lamba aho androany...
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/2689 ny 04/02/2004 20:32
39. xxx
(
04/02/2004 12:03)
aza gafina moa le tononkalo ry 2689
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 05/02/2004 00:03
40. six
(
03/03/2004 13:22)
f'hita wa ry xxxxxx
efa fantany fa mody fanina izy ry 2689
zao ny tohiny raha tianao:
tsara izany andro izany
hanasa lamba aho androany
milamindamina ery manasa lamba
nefa lamba roa ve no sasana tsy hilamindamina?
efa fantany fa mody fanina izy ry 2689
zao ny tohiny raha tianao:
tsara izany andro izany
hanasa lamba aho androany
milamindamina ery manasa lamba
nefa lamba roa ve no sasana tsy hilamindamina?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/six ny 04/03/2004 01:22