safidiko
21. pitchou
(
06/01/2004 11:17)
oho! misy zavatra ilan-kevitra amin'ny fianakaviana misy zavatra enao irery no tompon-tsafidy fa tsy azon'iza tsabahana! ny resaka vady sy fitiavana de enao irery ihany no tompon-tsafidy, indrindra raha resaka firazanana sy fananana no arosony anoherana anao, enao no hana-taranaka aminy fa tsy rizareo enao no hamelona azy fa tsy rizareo! izao enao itsabahany izay safidinao de raha manambady zay ol atolony anao koa enao de mbola izy zany no handrindra ny firaisanareo sy ny fiainanareo????
22. rinakely1
(
06/01/2004 13:09)
ka tsy ny firazanana na ny harena no hovadiny fa oln tiany koa!
zay wa ny oln manejika foana ary mahita zavatra tenenina fona na tsara atoa na ratsy!
enao no tompo-tsafidy ka mba mijoro e!
zay wa ny oln manejika foana ary mahita zavatra tenenina fona na tsara atoa na ratsy!
enao no tompo-tsafidy ka mba mijoro e!
25. tsimisitoazy
(
08/01/2004 15:36)
ka io oa rehefa ianao no tia an'io tsy misy afaka ny andidy izao tenenina @ RR manao an'izany inona kay ny voady atao eny ambony altara tsy hoe na boka na kilemaina an? ka hampatsiahivo anazy resaka firazanana izany efa t@ androny dadabe rangory zany za no miaraka aminy fa tsy nareo hoe raha misy izany ary na tsara io na ratsy za no mitia azy zany hono raolna a! de zay zany no dinika androany e! hihihi mokondoha zany
