fa maninona kay e.........
1. isrine
(
28/12/2003 12:37)
Ny lehilahy no miteny we: gidrogidro, rehefa tsy dia bogosy ve, sa?
novalian'i rinakely1 ny 22/01/2004 15:45
4. isrine
(
30/12/2003 20:24)
Salut!
x: ie, misy gidro gogany!
fijo: maninona no ampiasainareo lehilahy io teny we: "gidro " io?
Ny vehivavy manko tsy mba mampiasa teny hafa, na ratsy aza zahay.
x: ie, misy gidro gogany!
fijo: maninona no ampiasainareo lehilahy io teny we: "gidro " io?
Ny vehivavy manko tsy mba mampiasa teny hafa, na ratsy aza zahay.
7. isrine
(
31/12/2003 18:48)
tena tsy azoko satria tsy tokony hiteny io teny io mitsy ny lehilahy. Samy manana ny hatsarany anie e, ary tsy misy lafatra zany!
8. rinakely1
(
05/01/2004 20:17)
bonne année aloha ry Isrine sy ny namana rehetra an!
inn dray moa ty resaka gidro2 ty lé?
marina ny tenin'ny fijo maditra: jalousie no mahatonga ny lélà hiteny an'izany!
inn moa fa ny lélà rehetra d gidro2 daholo fa ao anatin'ny gidro misy toetra tsy gidro2 kosany e!

9. isrine
(
05/01/2004 18:15)
salut!
tsy tokony hiteny an'io wa ny lehilahy, fa tsy misy olona lafatra. na ireny olona lazaina fa bogany reny anie( endrika ivelany io lazaiko io an) fa tsy milaza ny hatsarana ao anaty mihitsy za, dia manana ny haratsiany; , mety we satria petakorona angamba isika... fa isika gasy no tsy mahita ny hatsarantsika ivelany!

10. donemaskit
(
05/01/2004 19:15)
Za tsy mahalala lehilahy miteny an'izany "gidro" zany fa dia mahagaga?!
11. fijo
(
06/01/2004 11:34)
rinakely>naditra taiza indray moa isika?
samy misy tsara,de samy misy ratsy dia izay e.misy koa anie sipa miteny an'io gidro io e.ary maro ny sipa miteny an'io.
samy misy tsara,de samy misy ratsy dia izay e.misy koa anie sipa miteny an'io gidro io e.ary maro ny sipa miteny an'io.
13. fijo
(
07/01/2004 09:49)
ka ery ambony ery rinakely milaza hoe"tenin'i fijo maditra"dia manontany aho hoe taiza ary isika no naditra e.
14. isrine
(
07/01/2004 18:29)
ka teto @ forum no nahitako an'io teny io, ary de notohizako t@ izay ny resaka @ fampiasana ny teny we: gidro. nefa taty afara za nieritretra ka izay no nahatonga ny sujet.
18. isrine
(
10/01/2004 19:05)
k'efa we tsisy gidro zany fa isika gasy toa mihevitra fa ratsy fa ny vazaha no heverintsika fa tsara, nefa de tsy izany vely2.