Fety
26. ikaretsaka
(
08/01/2004 10:10)
kally ve tsy ho manja fa nareo koa... mahavoky ko... ny kare aza tsy fidiny
27. ikaretsaka
(
08/01/2004 10:12)
kally ve tsy ho manja fa nareo koa... mahavoky ko... ny kare aza tsy fidiny
29. xxx
(
15/01/2004 13:21)
aza mba azon-drafijo sy rakaretsaka entre deux feux ihany hoa fa fin eo!
30. ikaretsaka
(
15/01/2004 19:53)
hihihi duo de choc ve Jordan sy Pippen sa Kobe sy Shaq sa Andy Petitte sy Roger Clemens sa Zidane sy Ronaldo?,, rinakely ny baolina....
31. fijo
(
16/01/2004 20:10)
mahasahia aloha mampiseo anarana e.izay ny base tsotra indrindra.ary ny duo matetika dia tsara foana,na hira io na baolina.dia mba attaqueo koa izahay aloha dia hita eo ihany e.
36. kally
(
24/01/2004 20:54)
Tsy mihinana izany aho ry Colpain a!
Fa i Fijo sy Ikaretsaka ireo ve noana mafy no mitanontanona be ohatr'ireo e?
An!an! na saika hanasa aza aho aoka ihany fa sao ianareo marary kibo ka hahitana angano .
Fa i Fijo sy Ikaretsaka ireo ve noana mafy no mitanontanona be ohatr'ireo e?
An!an! na saika hanasa aza aho aoka ihany fa sao ianareo marary kibo ka hahitana angano .
