iza lé CEVAM?

1. xxx ( 17/12/2003 20:49)
misy afaka miteny veazafady hoe iza izy ireo?
novalian'i tnice ny 12/04/2005 07:03
2. xxx ( 18/12/2003 18:09)
mpihira evanjelista hono, de ny rythme ny hirany kosa lou ,de tena rock 100 isanjato e!, mba ataony miala @hira fivavahana sasany ngamba.Zay klou le izy!!!
3. hery ( 21/12/2003 20:10)
Eo Ankadivato no nahitako CEVAM, Centre Evangelique ilay izy fa manna mpihira izay efa nanao concert maromaro.
4. xxx ( 22/12/2003 20:38)
ok d'accord! misaotra e!
5. tnice ( 12/04/2005 07:03)
Ey! mba hiteny kely zary zareo an! itanareo io CEVAM teneninareo io? tena tsara ho antsika tanora mihitsy izy io ka raha mba mety torohevitra ny ahy @ maha-pinamana dia mba manatreha ihany ny spect'izy ireny raha azo atao sady manampy atsika tanora koa izy ireo fa itsika tanora no tena tiany hantonina ny fahalalako azy tsy fantatro tsara ny tena filinan-dry zareo fa itako fa tena milamina ny filin-dry zareo e! :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9901