volanareo

21. isrine ( 23/12/2003 16:44)
ka ny vehivavy ve no mila ny ttsy sa ny lehilahy?
22. fijo ( 24/12/2003 09:18)
samy mtady izay tsy manana ka.ary mijaly mihintsy ka tena mampalahelo
23. xxx ( 26/12/2003 12:03)
Za kofy , fa ny ahy raha vao sipa hitako fa manataka fotsiny dia tsy omeko na ny fikako aza . Fa raha hitako fa mety mihinana ramanonaka dia ho entiko any @ Colbert foana .
24. fijo ( 26/12/2003 18:17)
dia inona ny any amin'ny colbert?
25. isrine ( 28/12/2003 09:09)
x: d'efa tazony any aminao daholo zany na ny volanao na ny fikanao;
26. fijo ( 29/12/2003 19:13)
manjary mitohana izy ry isrine,fa aleo mba ampiasa vola aloha a.
27. rinakely1 ( 05/01/2004 13:36)
ampiasao ny vola refa misy, ampiasao koa io fika io sao mitohana eo ka hanahirana
28. fijo ( 06/01/2004 09:33)
mitady indray rinakely an.
29. rinakely1 ( 06/01/2004 13:40)
mitady inn njay?
30. fijo ( 07/01/2004 20:59)
ilay sao mitohana.
31. tequila ( 12/01/2004 20:51)
hi hi
32. ikaretsaka ( 12/01/2004 15:55)
ao koa izany!
33. fijo ( 13/01/2004 10:00)
inona no ao rakaretsaka,ialahy an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1008