fiainana maloto.
22. xxx
(
26/12/2003 12:07)
tsy poizina ihany no mety ahafaty , fa izay teny ratsy rehetra avoakan'ny vavanao .
Fa inona koa no tena hamaritanao ny teniratsy ry tonah ? miankina @ izay mantsy
Fa inona koa no tena hamaritanao ny teniratsy ry tonah ? miankina @ izay mantsy
30. minah11
(
04/02/2004 20:45)
Zao e! samia manavotra ny tenany ,fa mino aho fa efa nandre doly hoe ho avy ny farany .Dia efa samy kopy doly koa hoe inona no tokony hatao.
Bonne chance!
Bonne chance!
