rehefa ho faty?

21. isrine ( 18/12/2003 19:36)
mampihomehy koa anie i Mity sy Mahaizamifidy e!
fijo: vokatry ny fitiavan'olombelona!
22. fijo ( 19/12/2003 09:18)
izay no tiako lazaina eto ka.tsy misy zavatra hafa.
23. mity ( 19/12/2003 19:35)
Aleo alefa ihany ny eritreritra ry Isrine a! iza mou no mba nahalala hatrizay hoe tonga eny @ volana ny olombelona de misy rano koa hono eny!!?? kanefa za t@ mbola kely de nieritreritra hoe eny @ io volana io angamba no misy an'zany lanitra zany??!!!
24. isrine ( 19/12/2003 12:43)
T@ mbola kely tokoa alou de nanana ny hevitra tsy takatry ny lehibe mitsy e, ary mampihomehy le izy rehefa aty aoriana.
Za aza t@ mbola kely2 nihevitra fa ambolena ny hen'omby!
25. kally ( 22/12/2003 16:12)
"Ny torimaso no sarin'ny fahafatesana" hono,ka rehefa tena reno-tory be iny manao ahoana moa?Dia izay angamba izany hono ilay hoe maty.
26. kally ( 22/12/2003 16:13)
"Ny torimaso no sarin'ny fahafatesana" hono,ka rehefa tena reno-tory be iny manao ahoana moa?Dia izay angamba izany hono ilay hoe maty.
27. fijo ( 23/12/2003 12:40)
ny fahafatesana anie ka tsy inona fa fiafaran'ny fiainana e.raha vao teraka ianao,ny zavatra sur indrindra amin'ny fiainanao dia hoe hofaty ianao.
28. mity ( 23/12/2003 16:52)
ie, fiafaran'ny fiainana eto @ ty planeta ty fa mety ho fiantombohan'ny fiainana any ankoatra kou an!!!
29. fijo ( 24/12/2003 10:51)
minoa izay tsy misy eo ary e.
30. rasta ( 26/12/2003 17:21)
Fa inona aloha ilay ratsy lazainao e.
Fangaha moa tsy nilaza andriamanitra hoe anjakao ny zavaboahary ee.
Ny ratsy tsy voafaritra ranamana fa ny ratsy aminao mety tsara amin'ny hafa.
Rehefa hitanao fa tsara ny ataonao dia tohizo.
Ary ilay hoe ao ami'ny jesosy ihany no lalam-piainana dia tsy ekeko. Manaiky an'io ianao satria ao amin'ny jesosy kristy ny finoanao.
31. fijo ( 26/12/2003 18:50)
izay izany.samia mitady ny lalany.
32. isrine ( 28/12/2003 20:42)
De rehefa ho faty de maty!
33. mity ( 30/12/2003 16:28)
Ka inona intsony mou zany no hiadiana hevitra eto?
34. fijo ( 30/12/2003 19:05)
ilay fandevenana ka.
35. bandymilay ( 13/01/2004 15:13)
isika rehetra koa tssss
rehefa manana ny inoana dia tsy tokony anahy mihitsy
36. lemurkata ( 22/01/2004 19:59)
Raha hiverina amin'ny lohahevitra voalhany aho dia izao no ambarako an'i xxxxxx (misy x firy moa ilay solonanarana teo ?) :
Milaza ianao fa kristiana. Tadidio fotsiny ilay andinin'ny baiboly milaza hoe "Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao ... fa hanana ny fiainana mandrakizay". Namoy ny zazany lahy tokana Andriamanitra satria fantany fa tsy vitantsika irery ny miady amin'ny ota. Tsy misy olombelona tsy manota (na i Joany Paoly faharoa aza). Fa ny finoana ihany no afaka manadio antsika amin'izany ota izany.
37. lemurkata ( 22/01/2004 20:09)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2301