Ny lehilahy gasy,be ny mpamitaka.

21. isrine ( 16/12/2003 19:11)
Zay mitsy ry rinakely a, fahafinaretana zany mipozy zany e!
Fa ny lehilahy no tsy mba mahay mahita vehivavy.
22. fijo ( 17/12/2003 11:30)
kay,zaka tsara tsy avotsotro,zena a.
23. rinakely1 ( 17/12/2003 11:42)
tsy d azoko loatra ny tin'i fijo ambara?
24. fijo ( 18/12/2003 20:11)
izany hoe mahita zavatra tsara izahay,dia mitazona fa tsy avelanay handeha hoazy eny.teny majunga io.
25. isrine ( 18/12/2003 18:23)
nareo lehilahy gasy be ny mpamitaka, f'aza mba sendra ny vehivavy gasy mpamitaka ihany alou e, mandraingiraingy mitsy nareo lehilahy reo!
26. fijo ( 19/12/2003 20:46)
lazao ry isrine a.tsy mahalala mantsy ny sasany.
27. hendry ( 19/12/2003 16:05)
Na vehivavy na lehilahy amiko samy mahay mamitaka daholo rehefa te hamitaka na rehefa teren´ny zava-misy ka tsy maintsy hamitaka. Misy anie tsy te hamitaka fa noho ny zava-misy iainany dia lasa mamitaka e
28. isrine ( 20/12/2003 12:19)
Fa ny lehilahy no tena mpamitaka e!
29. paingotra ( 21/12/2003 16:29)
Dia hoe rehefa tsy misotro tsy mifoka dia tia vehivavy, mety ho marina io fa afaka mifidy anie ny vehivavy e! mifidy ianao, vady mamo lava dia tsy hay izay ho afitsony ary ahiako tsy hahavita ny adidiny aza izy rehefa tena katry, sa lehilahy mifoka dia fantatrareo angamba ny tohiny, sa lehilahy tia vehivavy nefa mody an-trano tsy mandany fananana any ivelany, tadidio fa hoy ny Malagasy hoe" tsy ny akanga tsara soratra no hanariana ny akoho taman-trano", anjaranareo sisa no mikarakara tena sy toka-trano mba hanamafisana izay niaraha nanorina.
30. raten ( 22/12/2003 17:46)
Misy koa ny sasany tsy te hiteny hoe tsy tiny 'ntsony enao de 'zay toetra 'zay no entiny hilazana an-kolaka azy. 'Zao koa e, tsy 'zay lazain'ol rehetra de ho marina avokoa fa mba mila manadihady tsara aloha raha tena mamitaka marina izy. Matetika io vavan'ol io no ahitana angano.
31. jm ( 22/12/2003 09:28)
Ity kosa aloha tena tsy mety ity kozy ity éé,tsy lehilahy gasy irery ihany,fa na tsy gasy aza,
O ry vevavy isany à,ny vevavy ko anie ka mitovy aminay ihany éé,sao ianareo mihevitra.
32. jm ( 22/12/2003 09:39)
ho an'i isrine manokana,
Ekenao ve fa misy ny vevavy mamitaka,ny lela koa,ka zao,tsy ny lelà no pire,satria hitovozana io
any an
33. fijo ( 23/12/2003 12:11)
mifampitovia ao ary e.
34. isrine ( 28/12/2003 20:59)
jm: misy ny vehivavy no mamitaka lehilahy, fa firy anefa no lehilahy mpamitaka? Ianareo no mahalala azy.
35. fetra ( 11/01/2004 17:13)
Enao angamba no efa lany mamy
satria mety efa dabaloaka be enao de atataony cofboay!!!
36. fijo ( 15/01/2004 11:32)
aza dia mampiasa vokabilera mafy toa io kosa ry fetra,fa hevitra no ampiadiana eto,fa tsy hoe hifanebaka akory isika.raha mba azo atao an.
37. jhouhlambout ( 16/01/2004 14:17)
Tssss... ny marina dia:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4964