"Sao de ataonao filantsy mahita fotsiny aho"

21. fijo ( 19/12/2003 20:07)
rfanjav koa dia vao miha manasaraka.tsy mba mandamina.
22. isrine ( 19/12/2003 20:54)
fanjav: angamba akia a, izy alou tsy de be sipa fa fantatro hoe nanana t@ io fotoana io.
Fijo: ka samy vehivavy de mifanampy sira e.
23. fijo ( 19/12/2003 11:27)
dia lasa mangidy sira be avy eo.tsy laitra hoanina intsony.
24. isrine ( 19/12/2003 12:17)
laitra hanina fona na be sira be aza e, ampiana ovy.
25. fijo ( 23/12/2003 11:04)
dia lasa mpitsok'ovy.
26. rfanjav ( 23/12/2003 14:53)
fijo : ka rehefa tsy mety kosa v dia mbola hilaza @ isrine indray za hoe miareta eo,

ntsss ! mba vehivavy ihany ny tena
27. isrine ( 23/12/2003 16:53)
rfanjav: hita akia kou. Heverindry zareo fa de nandra tsika vehivavy!
28. fijo ( 24/12/2003 10:00)
koa raha vonona ny hiova kosa moa izy eo,maninona.dia amporisihanao i isrine tsy hanaiky.
29. pitchou ( 24/01/2004 11:37)
ka inona moa ny problema ry isrine? ataovy hoe "ie! tsy mbola mahita aho izao! raha ef nahita aho d efa vita hoa zy, rehefa mahita aho ho hita eo indray!"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3075