anyah
21. ikaretsaka
(
04/01/2004 17:35)
tsy ho hainareo intsony ny hanavaka ny mpihira sy ny Top Models atsy ho atsy fa mba ty aho eto.. vo mananona kely dia ny tarehiny no jerena... i Seal sy Brian Mc Knight izao tsy dia Bogany dia manao ahoana, nefa mi "fly like an eagle daholo ! I Stevie Wonder: izy tenany aza tsy mahalala hoe bogosy na tsia, nefa mihira azy aby ny kilonga...
