"Faire un bébé toute seule"

21. rinakely1 ( 15/12/2003 13:05)
inn no maharatsy ny vevavy raha mikoty e!
refa misy tinao kosa aza v tsy aleo tonga d harosonao ny resaka toy izay hiandry we j'y vais ,j'y vais pas eo e!
22. kally ( 15/12/2003 16:44)
fehiny dia misy fitenenana vahiny izay milaza hoe:"Père manquant,fils manqué",ka andramo fa zakao izay rhetra mety ho vokany avy eo.
23. isrine ( 15/12/2003 17:55)
Kally: ka raha ohatra ka fille no mivoaka eo fa tsy fils, de ahona?
Ka ny vokany anie efa fantapantatra e, fa efa mivonona @ izany koa ny reny matoa mandray fanapahankevitra toa an'io. Ny fiainana anie mandeha foana e!
24. fijo ( 16/12/2003 10:39)
rinakely,masiaka aho an.ih,ih,ih
heritrereto fotsiny hoe kamboty ray izy,raha tsy te handray andraikitra ny rainy.fiteny koa ny hoe"aleo maty ray,toa izy maty reny".izany hoe ny reny irery dia mahavita ny zanany amin'ny sarotra.
25. kally ( 16/12/2003 16:09)
Io hoy aho dia anao ny safidy,fa ny zaza raha tiana hivelatra tsara ara-tsaina dia mila ny rainy sy ny reniny.Mila maka tahaka ny rainy ny zaza,mila olona "tahafina"izy ,ary misy toetran'ny ray tsy toetran'ny reny.Matetika raha zohina ny lasan'ireo psychopathe ,dia saika olona tsy nahafantatra ny atao hoe fitiavan'ny ray matetika.
Eritrereto koa hoe raha misy mahazo anao,voatery hiditra hopitaly ianao ohatra dia ho aiza ny zaza?Ianao moa nefa milaza hoe vonona ka dia...ndehana itsy izy.
26. isrine ( 16/12/2003 19:00)
Misaotra e, tsy we andeha hanao an'izany anie aho e, fa nandalo tato antsaina io hevitra io ary izay no akana ny hevitry ny namana eto, fa tsy de hitako ny maharatsy azy e.
Marina ny an'i Rinakely t@ 9/12 teo sy ny an'i Fijo androany io;
ary tsara ny hevitr'i kally, rlcj, jm, oupsyy, mity, ikarestaka, riana, rinakely, fijo, x. Satria izay no notadiaviko ny mahatsara na ny maharatsy azy azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1232