zay ko mbo te hahita ooo

21. sasa ( 10/12/2003 11:30)
hitanao, ilay Sasa tonga tany Lahy, nefa za Vavy dia jereo fa tsy misy Sasa lahy izany ao @ namana, ka za notaritin-dry zareo t@iny dia tsy afaka satria nianatra, dia izy 4 mianadahy no nandeha tany ny 1 efa namana ary ny 3 mbola tsy namana mihintsy, rehefa nifampanontany pseudo hono ianareo dia ny pseudo-ko no nolazainy, izy ireo mantsy dia namako daholo ihany dia 2 izao efa niditra namana fa ny 1 sisa no mbola tsy niditra.
Ka raha ilay Sasa tena izy dia vavy fa tsy lahy
22. fijo ( 11/12/2003 11:00)
fangaha hono sarotra be ny mamorina pseudo.
23. rfanjav ( 11/12/2003 12:20)
Oay, ka sady nisy sasa lahy ary tany no nisy sasa vavy kou, tsy tadidiko hoe ny lahy sa ny vavy no natao hoe sahasah
24. djiulambout ( 11/12/2003 12:55)
sao de lany andro amin resaka mihodikodina eto isika e, ny tena votoatiny de ity ary ity no tokony ho valin ny olona rehetra aloha zay vao manao dissertation nefa ny sujet tsy mbola fantatra akory,

rehefa tafajoro soa amantsara izy de tsy olana izay resaka atao fa mba miangavy anareo oe ity mila valiny:

- Ny fanontaniana apetraka amin ny namana ato @ site namana.serasera.org izay te hiditra ho mpikambana namana

1- solonarana ( tsy mahazo manao anonyme )
2- Mazoto ny hiditra ho mpikambana ve ianao raha eny vao manohy ny eo ambany
3- Raha eny afaka manome ny sosokevitra ve ianao hanatsarana sy hanitarana ny fikambanana
4- Azo fantarina ve hoe : inona no andrasanao na irinao ato @ fikambanana
5- soskevitra hafa raha misy


ka de manantena anareo hamaly,

ny tohiny tokony ho hitako eto zany dia

1- solon anarana
2 - na tsia de tsy misy tohiny intsony , na milaza ny antony de izay
- na eny de misy tohiny : 3 - 4 - 5


Manantena anareo handray anjara mavitrika satria izay no votoatin ity lohahevitra ato ity
TETIK ASA SY VINAVINA.

TSIKY ARAHAN ASA NO ILAINA

Djiul
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1957