Rehefa avy voadona

21. isrine ( 06/12/2003 18:28)
Tsy sarotra akia ny manadino ry Rinakely a.
22. riana ( 08/12/2003 19:32)
Izay mihitsy ry rfanjav a no tena marina a ! Any e ?

"pardonner, peut-être oui ! mais oublier, jamais"

Efa hitan'i Mars koa ange ilay izy e ! mety ho hadinodino iny eo fa raha vao misy zava-miseho mitovitovy amin'ny nahazo dia toa mitamberina foana ilay izy ary dia mety ahavita hiteniteny ilay olon-tiana ihany ianao.

Fa tsy misy ohatran'ny hoe fiezahana tsy hifanao ratsy fotsiny.

Fa ny manonitra azy, indrindra ny mamerina ny fahatokisana dia sarotra dia sarotra mihitsy
23. fijo ( 09/12/2003 11:36)
ny an'i isrine sy ilay x no mety e,samia aloha manao revy.raha tianao be iny ,dia manaova hafa indray dia tiavo be,fa hoadinonao ilay teo aloha.
24. rinakely1 ( 16/12/2003 10:05)
zany v no fanao ny fijo?
25. xxx ( 16/12/2003 15:07)
salut daholo!
tena mora alou ny manao vava eh. hoe tsy hovofatotrizaniza. fa tsy maintsy ho sendra ny oll tena tiana be indray andro any (na lahy na vavy). ary eo vao mitamberina daholo ny zvt fanao taloha : tena mety ataon'ty oll miaraka amiko ty an'le fanaoko hoatran'zao zà zao. nefa izy efa tianao be. de ahoana? ny ahiahy sy le eritreritra tsy mitombona ange no tena gravy fa tsy de le hoe hanao an'za na zao eh
o.
26. fijo ( 17/12/2003 11:36)
io no fanaovana azy rinakely a.atao tanalahy ny fo.
27. rinakely1 ( 17/12/2003 11:45)
marina aloha lé tenin'i xxxxx eo ambonin'i fijo io!
fijo: ary lé fijo ty nge zany tena gaigy lahy mitsy e?
28. fijo ( 18/12/2003 20:17)
aiza indray,de masiaka koa ianao izany ka.rehefa tsy tiany ve aho,tsy hovako ny fitiavako.inona no gaigy amin'izany.sa hiandry hijaly eo.
29. isrine ( 18/12/2003 18:36)
rinakely: raha fitiavana no lazaina de mila miovaova saina sy fanaovanjavatra dry e, fa tsy borné @ hevitra tokana na olona 1 eo!
30. fijo ( 19/12/2003 20:51)
marina izany ry isrine.
31. rlcj ( 20/12/2003 17:11)
Raha ohatra ka zavatra mankarary mafy anao misy de ohatrany tsy dia mino loatra aho @ ny hanadinohana azy satria diniho tsara nge ity e fa marina mihitsy:ny ratsy natao dia tadidin'ny olona eny foana fa ny soa natao mora hadino kely.mahahagaga e?nefa dia izany ny zava misy ka atao ahoana ary
32. isrine ( 20/12/2003 19:41)
Mba manana esprit sportif e!
33. fijo ( 23/12/2003 12:16)
sport,sport,sport
34. ratsifa ( 14/01/2004 20:24)
Nareo ary sao dia mihevitra fa nareo vehivavy irery no voadona? Ny lehilahy koa mba tratra ary raha jerena ny pourcentage dia ny lehilahy no tena betsaka voa. Samy mafy fo io ary samy tena mahavita ny azy. Fa raha ny vehivavy nahavoadona ahy dia efa nisy roa. Ary tena voahitsakitsaka mihitsy ny tenako. Nefa zany aza efa mba hendry no tsy miodina
35. fijo ( 15/01/2004 11:30)
ka ireny hendry ireny mihintsy no tena dominy ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2358