manapasaka

21. fijo ( 19/12/2003 20:13)
an,an,mba ampisy feeling e,hoe hihinana fraise indray,na akondro indray.arakarany e.lafo koa io aty ka.
22. niainjanahary ( 24/12/2003 17:58)
Aza matahotra ianareo avy any ivelany fa maharaka tsara ny fivoarana izahay eto Dago.

ny mety @ ialagy nefa dia ny misatroka ihany mitandrina ny tena sy ilay joba miaraka @ ialahy tsy fatatra tsinona izay maharary na ialahy aza.
23. fijo ( 24/12/2003 18:34)
marina io ary tokony arahan'ny rehetra.sady ahitana hoe be ranony ve sa efa ritra e.ih;ih;ih
24. donemaskit ( 24/12/2003 19:25)
enjana leisy zany remarque'an'elah zany ra Fijo le! kozy e!
25. xxx ( 03/01/2004 12:36)
O! ry akama a! raha matahotra i 'ngahy dia tsotra fotsina "Tanana ampidirina fa io no kelikely sady @'izay ho voatsapan-nDrangahy fa misy voninkazo mahafatifaty ao anatinay ao dia avy eo asio lela @'izay dia ho ren-dRangahy ny fofon'ilay voninkazo" Matsiro io a!!!!
26. xxx ( 05/01/2004 10:30)
grrr !!! tena manja ilay manapasaka
27. xxx ( 05/01/2004 10:57)
O ra-colpain a! tena mifono zava-dalina letsy izany anaran'ialahy izany ! Izay vao azoko no tian'ialahy resahina .
col : colle (araldite)
pain : mofo dipaina
Ka raha izany ! ny an'ialahy izany sady glady be no sady miraikitra be raha mahazo ? dia izay no tena atahoran'ialahy manapasaka ?
28. rinakely1 ( 05/01/2004 12:01)
iza indray ary itony misenina tsy sahy mampiseho anarana tony e! nareo reto tena mampimé mitsy marina ha!ha!ha!ha!ha!
29. fijo ( 06/01/2004 10:57)
henjana ahoana indray izany ry maskita.
misy manoro hevitra be io ambony io,ka araho aloha e.
30. tia_ery ( 07/01/2004 12:58)
Raha izaho aloha de tsy mampiasa kapoty zany raha hanapasaka sipa eh!!! Porofom-pitiavana io ary tsy ho azo adinona mihintsy.

Mariky ny fahadiovana ka inona no mbola hisalasalako amin'izany.

Diso nao amiko raha toa ka hanao kapoty ka ndeha hanapasaka sipa zany.

Sôtra eh!!!

Aza ohanina miaraka amin'ny foniny izany hoa izy.
31. colpain ( 07/01/2004 16:59)
x0301 : de ny tanana sy ny lela indray izany no asiana kapoty ?
32. colpain ( 07/01/2004 17:05)
x0501: aza misenina letsy ry x-visaA fa avadiko petitpain eo io anarako io an!
33. colpain ( 07/01/2004 17:07)
sa mbola ngeza izany petitpain izany ?
34. fijo ( 08/01/2004 10:07)
asio kapoty ihany,fa tsy hay izay any e.
35. donemaskit ( 09/01/2004 11:04)
zany petit pain zany tsy azo tehirizina ela fa manjary lasa mafy be!!
36. donemaskit ( 10/01/2004 09:03)
...fa afaka asiana atody dia endasina, lasa : pain perdu!
37. colpain ( 13/01/2004 09:13)
very aho pain keliko !!!!!!!!!!!!!!!nendasin-dry zala
38. fijo ( 14/01/2004 10:31)
vonoy ny afony e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2886