Ry tovovavy isany.....

21. isrine ( 29/11/2003 11:33)
Akory e!
De tairo @ izay mampety azy zany ny fiainana, de izay tsy mahatanty mangina toy ny hiragasin'Ambanitsena.
Za alou de vehivavy fa gaga @ ataon'ny vehivavy sasany dia mitomany sy midongy rehefa hoe mampirafy ny bandy. Ny ahy alou rehefa fantatro fa mampirafy le bandy de tsy misy resaka fa mikisaka mora ny tenako. Be anie akia ny lehilahy e, tsy lehilahy 1 iny no amoizanao fo eo!
22. lema ( 29/11/2003 15:01)
marina nénao ry isrine tsika sy énao mitsy no tsara miaraka fa tena mitovy revy tsika,sa ahona hoy ianao,mba tsetsatsetra tsy aritra ny ahy iny e!
23. xxx ( 01/12/2003 20:16)
i isrine v loa mba efa tojo ny tena fitiavana sa ...?
24. pitchou ( 01/12/2003 14:07)
tsy tokony handany andro @ fangatahana fifonana satria raha manenina @ nataony ny iray de izy ihany de miteny fa tsy mila sokirina! de rehefa fantatra izy fa nandeha fa mody fanina de raisina arak'izay: zakanao sy tianao, mijanona; tsy laitranao, elao. d refa te-handeha koa ianao, ny lalanao zorina fa aza mihatsaravelatsihy! raha fitia tsy mifamaly na tsy mitovy lanja d manao sorona ny tenany izay miharitra ao satria ho fijaliana ny azy.
25. isrine ( 01/12/2003 16:29)
Tena marina zany ry Pitchou a.
Ary ho an'i X, tsy mbola tojo ny tena fitiavana ny tenako e!
Sarotra ny fitiavana fa tokony samy hahay mandanjalanja e!
26. fijo ( 03/12/2003 20:19)
mifanaraha tsara aloha ianareo e.mandeha io avy eo.
27. doris ( 03/12/2003 19:56)
Marina zany ry Fijo, rehefa mahay mifanaraka dia mandeha ny fiainana. Samy hafa koa anie ny fiainan'ny efa manambady sy ny tsy mbola manana raha fitiavana no lazaina a.
Ny sahala @ Isrine mbola tsy tojo ny tena fitiavana, dia tsy ho hainy mihitsy ny tena fizotry ny ao anaty tokatrano.
28. isrine ( 03/12/2003 16:23)
Ok Doris, tratranao za t@ iny o. Za anie ka tsy mahalala inon'inona ry zareo e! Mbola zao vao hianatra ny fiainana, soa fa misy anareo hampianatra!
29. fijo ( 04/12/2003 09:00)
ka henoy ary.indray andro hono.....
30. rinakely1 ( 05/12/2003 11:32)
nisy tovovavy we Isrine zay...
31. kally ( 06/12/2003 13:02)
Nifanena t@ bandy tena milay!!!
32. isrine ( 06/12/2003 18:48)
Ok, de miandry ny tohiny za o!
33. fijo ( 09/12/2003 16:30)
dia hoy ilay bandy hoe ndao.
fa manja loatra ianao,
tsy ataoko kilalao,
tandremo sao mandao.
de tohizo fa lasa be ny ahy.
34. kally ( 10/12/2003 20:10)
ka raha avy ny ririnina
Dia ianao ry Isrine
no satriko ho fihinina
(ilay tovolahyao @ tantara no miteny eto an!)
35. rinakely1 ( 10/12/2003 14:39)
eto anilako eto sy eny ambodi-kininina e!
36. rinakely1 ( 15/12/2003 13:16)
d avy eo nihanika kinina...
37. fijo ( 16/12/2003 10:51)
dia revy be toa inona?
asiana kipy maso,
sy feo miantsoantso.
alefaso,alefaso.
38. rinakely1 ( 16/12/2003 10:09)
andraso, andraso,...
39. fijo ( 17/12/2003 11:42)
zzzzzzzzay,vita a;
40. rinakely1 ( 17/12/2003 11:49)
'saotra tompoko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1846